Vous êtes ici

Tsy manana tantara fa fanontaniana no manitikitika, Efa manambady ho roa taona aho izao , vhv no manoratra, efa niteraka iray , hatramin'izay moa dia natoky ny vadiko foana aho , ny olana dia izy io tsy mba mitantara ny fiainany any ivelan'ny tokantrano mihitsy, ary remarkeko fa mahana foana izy isaky ny misy miantso amin'ny telefonina , lasa mapano-tany tena oe mapirafy ary izy ve sa manao afera maloto any ivelany any! Mila fanampiana amze antony mahatonga io comportement any io o! Misaotra e

Par : Bera Pôlisy
Avadiko ny fanontaniana : ary
Avadiko ny fanontaniana : ary ianao ve sao dia be hadinkadina be loatra @ fiainany ? Tsara ho fantatra satria raha toa ka diso tsy mahatoky azy ianao, dia izy indray no matahotra hilaza aminao ny fiainany, dia alaony mangina. Sinon lasa mandainga izy mba tsy hahabe ahiahy anao ... Ohatra hoe misy vehivavy mba n******* ao am-piasana, dia anontanianao hatr@ antsipiriany ny resaky ry zareo, dia tsongoloanao avy eo. Na madio tanteraka aza ny eritreriny dia hivadika mba tsy hahabe ahiahy anao. Dia avy eo koa lasa na ny finamanan-dry zareo aza lasa voatohintohina. Ny fototry ny fiadanana ao an-tokantrano dia ny fifampitokisana.
Par : Julie
Fomba kosa ny manontany
Fomba kosa ny manontany rehefa avy miasa ny vadinao e! inona zao ny nataonao tan ampiasana , nahafinaritra ve ny journée, question otran reo no apetrako fa tsy miditra lalina loatra aho, saingy na ireo aza dia efa miova ny endriny , tahaka ny oe mbl hanontany zavatra hafa aho nef valiteny tsotra no andrasako! izay no mahatonga ahy lasa saina oe misy inona mihitsy ary any no dia tahaka izao foana ny ataony isaky ny mba manontany ahy! Izaho nefa mb manome toky azy mamela azy hiteny izay ao am-pony sy mahafinaritra azy foana! D tsy azoko mihitsy ze tokony mapikoropaka sy mahana azy! Sa ve mety tsy mahatoky ahy tsotrizao izy
Par : Barijaona
Laingalainga fa ny bandy tsy
Laingalainga fa ny bandy tsy tia an'izany anontaniana lava izany, aleo ary izy no avela mitantara toy izay ianao vehivavy no manontany lava, tahaka ny hoe tsy fahatokisana no andraisan'ny bandy an'iny. Ary lasa mitarika azy anaonao foana mihitsy izany.
Par : Bera Pôlisy
Ianao anie mety hieritreritra
Ianao anie mety hieritreritra hoe tsotra ny fanontaniana e. F'angah izay no fandraisan-dRam's azy ? Mbola mamerina aho hoe tsy voatery hanao zavatra ratsy akory izy raha tsy tia adinkadinina, fa mampanahy azy sao ianao hieritreri-dratsy momba azy dia mametraka fanontaniana maro. Andramo indray ny zavatra ho ataonareo (projet) anontaniana, fa tsy ny zavatra miseho t@ tontolo androny. Tokony izy no hilaza aminao raha misy tokony hozaraina. Eritreritro aloha izay... Miala tsiny aho fa toa anao io no nataon'ny vadiko, fa norarako tsy hanontanitany zavatra amiko intsony. Sarotsarotra t@ voalohany fa avy eo nilamina. Hitako soritra mantsy fa tsy fahatokisana ahy no ao ambadika. Milamina tanteraka izahay izao. Ary iaraha-midinika avokoa ny zavatra atao rehetra... Tsy manana jardin secret aminy raha izaho manokana. Izy tsy fantatro raha manana, saingy tsy dia asiako olana izany raha misy aza. Mahereza.
Par : Julie
Bera polisy>> Andraso fa ho
Bera polisy>> Andraso fa ho ampihariko indray ireo toro-hevitra izay nomenao ahy, ho itako eo indray ny reaction any! Ny olana misy amiko koa mantsy dia tsy mahandry tantana aho fa tiako fantarina aingana avokoa ny zavatra rehetra! mety tsy tiany ve ilay atao izany?
Par : Tsol
Mety amano afera maizina zay
Mety amano afera maizina zay izy koa, tandremo fa cousine vao tratra vao haingana, kai gangs le novaidiny vita rahrah mariazy nakotroka, niafrany voatifitry ny polisy kay tena jiolah enjana...saod tambatambazany ao dia roboka ny sipa, mila mailo...
Par : lantopix
Tsol--> tne amarina io, le
Tsol--> tne amarina io, le sipa amzao mo zany claxonena am fiara defa ndao roboka de petahana sisa aveo. Fa nisy olona fantatro koa fa de otrzany, mpibizina tony iany fa de maizina fa de taraiky e...efa 1 anaka vao oe inona ty...loooza
Par : tsotso
zav mis zany ten tsol zan a
zav mis zany ten tsol zan a!mis sipa zay eo antanan nahazak bandy mitondr vam m'lay be de las mpivady mbola tsy kop kou mo le sipa 3 ans apres de niterak natao raharah makotrok tsis otranizan zan entan zan efa tsy lazain ao antrano las niavon i kal fa oe manao bizina telephone de mandef etan any @ faritr fotsiny le vadin,fa rehef taty afar nipoitra iany le nafenin stria raikitr ny recherche an le bandy, eo vao nanombok niahiah azy le fianakavian de le sip mo oe nisy nitor ony fa mandeh be le bizi de mis misopatra,Kay nanafik t@ toeran iray tet antana ka nhafaty olon 3,de las iny fa tsy ita mihits rehef tong ny polis,kay mbol nanafik bank iray no nahafaty olon ko fa tonga de Gadra mandrapahafaty e!de nokarakarain iany fa lany dahol ny fananan rehetr las mahantr tanterak le sipa zao, vao tapabolan zay le bandy vao tafavoaka tany tsiafahy rehefa nidobok nandritra ny 25 taon tany e!le sipa nefa rah tsy niarak t@ io bandy ten las satri ef ten @ Universite 2 no mahay zan e!,potik tanterak nenina ts nenin .mil mail ny sipa a
Par : Anonyme
Ze tsy mailo amin'izao dia
Ze tsy mailo amin'izao dia tena vo mafy avokoa!
Par : Anonyme
Aleo ry reto manadihady tsara
Aleo ry reto manadihady tsara vao mifikitra amin'olona fa tena anenenana mafy refaveo an

Pages

Ajouter un commentaire

8 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.