Vous êtes ici

Mila ampahafantarina ny zaza ve hoe zaza natsangana izy?
Ilay toetrany agressif lasa mampanahirana ny fitaizana azy, iza no efa nandalo izany fitaizana izany?, mba afaka mizara ve? Misaotra

Par : kalie
tsy za no miteny zao fa ny
tsy za no miteny zao fa ny psychologue a , mila lazaina ny zaza ny niandohany , ka raha mahita hoe sahirana enao manatona professionnel fa izy hanampy anareo
Par : vao
kalie = misaotra
kalie = misaotra Mi-s'informer ny exprience n'ny olona eto amin'ny internet aho, saingy ho an'ny vazaha no betsaka dia, ny andrizareo lazainy an'ilay zaza hoe adopté izy fa ho antsika malagasy toa tsy mbola naheno aho RR sahy nilaza, ny olana anefa aty aoriana rehefa lehibe ny zaza, dia toa nitsipa-doha ny laka-nitàna, ingrat, mamapalahelo ary lasa nanome areti-po ireo RR nitaiza.
Par : Rabounaka
ambarao azy moramora de ny
ambarao azy moramora de ny antony nanangananao azy! aleo ianareo mivady no milaza azy noho izay ny langue de vipère manodidinanao no hilaza azy an zay nouvelle zay
Par : vao
Rainy toa tsy sahy hilaza,
Rainy toa tsy sahy hilaza, ary tsy manankevitra ny hilaza fa matahotra ilay zaza indray , sao tsy ho tiany hono, n'inoizy anefa no tena marary fo
Par : vao
Rainy toa tsy sahy hilaza,
Rainy toa tsy sahy hilaza, ary tsy manankevitra ny hilaza fa matahotra ilay zaza indray , sao tsy ho tiany hono, izy anefa no tena marary fo, izaho manoratra tsy reniny fa anabavin-drainy, ny reny nanangana ilay zaza efa maty, ary izaho no manampy ny anadahiko mitaiza io zaza io, noho ny anadahiko niraviravy tanana taorian'ilay fahoariana de nanampy aho, izaho anefa fantany fa tsy reniny, lasa sarotra be ny mitaiza azy..... ary ny tena olana de mba naka namana Rainy, ilay zaza de io tsy mankasitraka io ary maneho ny heviny amin'ny agressivité amin'ny manodidina azy, krizy daolo ny rehetra, izaho no ndraindray mahatanty , ndraindray mivonto fo ihany koa,
Par : Tina
Raha izaho ianao aloha tsy
Raha izaho ianao aloha tsy mbola lazaina, tena sarotra ilay situation, mivavah mafy d atoron'ny Tompo anao ny fotoana mety ilazana azy. Aza planifiena be. Kendreo fotsiny ho tena itan'lé zaza oe tinareo izy. Ny mety olana mantsy raha miteraka ny rainy (sy ilay vadiny vaovao) d eo izy vo tena ahatsapa hoe sao tsy tiana. Ny rainy no tokony manapakevitra, amporisiho izy, d miaramiresaka amlé zaza
Par : vao
Tena sarotra mihintsy ny toe
Tena sarotra mihintsy ny toe-draharaha....... Eny, zay aloha no tokony ho izy, miandry ny circonstance ahafantaran'ilay zaza de izy Rainy no miteny zany amin'ny fotoana maha mety azy.... fa mety sorena angamba aho amin'ilay fitaizana satria nanjary tsy nahita filaminana na ny tokatranoko na ny zanako .... Amin'ny maha efa Reny sy amin'ny maha olombelona anefa de nandray aho, nalahelo ny cas nahazo andranadahy ary nalahelo ilay zaza ihany koa, nefa tsy vitan'ny malahelo ny fiainana, fa izy Rainy toa lasa nialangalana, ilay zaza mi révolte, izaho nahita raharaha.
Par : Nat
Rah ny hevitro, dia tsara
Rah ny hevitro, dia tsara ampahafantarina, fa ny rainy ihany no milaza. Nareo no mahalala ny toetran'ilay zaza d itanareo ny bon moment. Mahereza
Par : Nax
Bjr, za zaza natsangana,
Bjr, za zaza natsangana, soulagé kokoa aho ref fantatro ny marina. Narary saina b loh tam volohany oe itako za iangarana sns par rapport am'reo ray tampo amiko, fa bon, aleoko mankasitraka ny nitaiza ahy satria rah tsy zareo no nandray ahy mety efa maty ah otrzay. Donc, teneno fa am fotoana mahamety azy e, atovy ampitiavana be
Par : vao
Misaotra ho anareo zay namaly
Misaotra ho anareo zay namaly rehetra Nax, mahafinaritra be nahita ny commentaire-nao, eny mety mafy tokoa ny niaina ilay fahatsapana hoe ohatran'ny niangarana sns indrindra niaina ilay fotoana nahafantaranao ny marina, nefa nahafinaritra be ny toe-tsainao nankasitraka ireo nitaiza anao. Ny antony maha tonga ahy niteny teto hoe ny momba an'ilay zaza dia satria lasa izaho no tena mitaiza azy, ary tsy maintsy ho izaho satria hahazo zaza amin'ilay vadiny vaovao ilay anadahiko, izy anefa tsy ho zakan'ilay vadiny, ny anadahiko rahateo tsy de nitaiza azy, dia araka ilay teniko teo aloha hoe amin'ny maha efa reny ahy sy amin'ny maha olombelona de noraisiko izy, dia tiako izy mba ho reconnaissant na de fahendrena fotsiny ihany aza.

Pages

Ajouter un commentaire

4 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.