Vous êtes ici

bonjour nareo za lehilahy 32 ans manambady amanjanaka 2 ny zanakay marihana mo fa5 taona nivadiana misedra olana ny tokantranonay aminizao fotoana izao :
1) Manana telefonina izy ary io fun io zan no ampiasainy an ampiasana de tsikaritro fa misy sms mitontona fun ao amin'lay fun de tiko iaviana zan de oeee lazainy oeee namanio mandefa sms io fa tsy izy de avieo tsikaritro lay sms de nantsoiko io olona io kay nivadiko no tadiaviny ary ananako porofo mazava be izy io
2) Efa tratra izy tsy mety miaky ny adisoany mitsy izy
de tiko atao ny evitrareo oeee in no ataoko?

Par : Barbossa
Ndana lesy mampirafy ah. sipa
Ndana lesy mampirafy ah. sipa bobaka be mamaeno tanàna io
Par : Namby
Ay ve ka ny lehilahy koa mba
Ay ve ka ny lehilahy koa mba tratra toy izany e. Ny fitiavana r'ise tsy ifanerena an, ref tsy tia izy d asaivo mitsotra. Mandehana nareo misintaka kely tsy misy zazah d mifampiresah tsara. Alaivo lé téléphone d atsoy am num hafa e. Ampiakatra any am tribunal za oe rah ts mety mitsotra eto ianao. Sois mifandamina sois mifanenjana. Mi-sacre kely aloh ianao mandamina ny aminareo. Na une journée ary zany d vita r'ise a, courage
Par : Nah
Tratraro ambodiomby aloha dia
Tratraro ambodiomby aloha dia hita eo ny fihetsiny. Atero any am ray aman-dreniny avy eo miaraka amin'ny ankizy. Hita eo raha mbola sahy
Par : patriarka
@Nah > Fa raha hifanenjana
@Nah > Fa raha hifanenjana anie mila porofo matanjaka e.
Par : TALPETRAKA
le mifandamina ne meti ho
le mifandamina ne meti ho vita e, fa le saina maharay be oe efa nasin le bandi tani am chambre tani zao ty vadiko ty, trop kosa e..lasa misi rencune ao ary tsy omena tsiny satria vadinao zao kosave no efa nataotanbandy tany? mahereza e!
Par : xxl
efa tratra toa io za, fa ny
efa tratra toa io za, fa ny marina dia efa matsatso ilay Fitiavana dia lasa rafotsy e. Ny zaza jerena, ny adala adala eny foana, rehefa handeha any izy dia asaivo mandeha mihitsy fa tsy ilaina tambatambazana. Lehilahy ny tena tsy very mandeha izany e.
Par : xisma
Marina be io tenin
Marina be io tenin Talapetraka io, le sipa koa nge manondrana "*******" e, efa fay lu za fa aleoko ni fiainako no atao tsara e, ny zanako no jereko... Efa hitako porofo zao tany am piasany tany fa nisy bandiny...oe miasa nefa kai tsy miasa fa mandé mapiaraka am bandy, fay ah, nanamboni morale nandamina de mody nipetrapetraka fa kivy a isaky ny mijery azy na manja iany aza izy, ny ao an tsaiko de efa simba oe ty zao efa toute position tany am nalehany tany, soa ny tena fa mba manana asa tsara sy akama de mba manal azy sisa e, efa voa ni saina am le oe nopetahana bandy tany foana zao ty...tsy hai tsuni ze vitany retra tany! mahereza ny abndy e!
Par : biza
za zareo tena leo am ty
za zareo tena leo am ty resaka fitiavana ty a, olana foana ze atao, rafotsy zao najanona tam asany mintsfa tena tsy nilam e, aleoko mahita azy ao an trano ao de manao asa tena keli eo sy mikarakara zazah...vao mba tsara2 asa keli de midingina sy manambany...ny tena mo manao buzness keli de ndrai2 tsara be ndrai2 maina be de makaL fona izy a chaq fois. efa itako mifanadala am bandy iani matetika fa endrasako koa, aza atao hitako... mankasitrake.
Par : Gagaah
Hay ve mba misy lehilahy
Hay ve mba misy lehilahy mitaraina toy izao e. Zahay vehivavy anie ref miodina tsy zakanareo e. Fa amzao tena bdb ny bandy mampalahelo an. Fa ref tena tsy zaka dia ento ny ankizy dia avelao izy ho eo. Nisy mpiaramianatra teny ankatso zao nilozany ilay vehivavy dia nalainy lé zaza. Sipakely lé zaza dia tsy tian'ilay lehilahy hianatra ny fanaon-dreniny, déclarée mère indigne teny am tribonaly dia azon'ilay papa ilay zaza 4 ans
Par : rastan
marina avokoa e! ny vevavy
marina avokoa e! ny vevavy mints no ra vao tgsy voafehy de olana, zai le oe la femme est un pbm...désolé. Lehilah ny tena. anaty tokantrano ara dalana, 2 ny zazah, fa le madama tena manondrana e, ary refa nandinika a de kai tsy vita no tratran io ny bandy, na ara dalana tokantrano aza. izao le tatara: Trésorerié tam na boite lehibe rafotsy, izaho koa mo miasa privé, tsy de mifanalvitra ny fiasanay fa za maka azi am hariva. gaga za fa kai misi bandy miaraka aminy ao ampiasany ao, voaporofoko zany taty afara, kai izy misy fotona tsy miasa fa maka congé mints mapiaraka de itako maso zao oe nande chambre fa tena saika maty za .zao mo izy ef niala tao niafarani...ts asiko sira tsuni na mbola miarak,ry fa za ko efa fiarah moinina sisa. ataoko aona ny hieritrertra oe efa nasisin'iny bandy ini tany fona izy, ny hafa koa tsy fantatrao, marikoriko, hany ka lasa mirevy foana ni ataoko sisa manalazy e, na ifona takninn aza efa tsy meti efa potika ny saiko sy ny hasinle tokantrano..grggrgrr

Pages

Ajouter un commentaire

8 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.