Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Par : anonyme
Frustré matetika lé mpivady,
Frustré matetika lé mpivady, surtout oe tsy tena mfankati b fa engagement fotsiny. Nenah lasa vady lé sipako an, fa milay lé feeling mtohy atramzao. Ref tsy mfanaraka amn'io resaka io rava oazy e, naleoko nanorina vaovao toy zay angalapinana fona
Par : loza aminatambo
ny fifankatiavan ny mpivady
ny fifankatiavan ny mpivady sy ny mpisipa mihitsy ko no tsy mitovy e : ra ny mpisipa zao no mifanao veloma : bisou adiny 100 / calin adiny 20/ mbola maavita mifampitifitra kely faraparany /je t'aime arivo isa ... fa ny mpivady : bisou tsisy : raha misy mitsaingoka kely ôtran akoho miinana katsaka dada/ raha mi-calin : ngah enao ts nanao déodorant ??? /hitifitra kely alohan andehanana : ndana aingana fa tara eo e / je t'aime : atao iany fa tsy fidiny sady mangarika be , indraindray az ny iray any ambavaady no miteny oe lasa aho a! ny iray ao angabone no mamaly oe ; ie ! itondray sôsisy o lôka rariva e (sady misy feo oe KDONF!!!(feonjavatra latsaka)) ny tiko o lazaina : lasa voatery tsy fidiny ny mpivady hiaraka ary ny lalàna mifehy n fanambadiana no no ambony noho ny fitiavana , hany ka lasa mpianadahy ny mpivady
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Ka ny mpisimpa kosa ange vao
Ka ny mpisimpa kosa ange vao mifanojo anaty tontolo hafa ifanintonan'izy roa e ! iza moa no tsy ho taitra ? indrindra raha sendra ny tsiro tsy mbola hita sy niainana mihitsy. Dia ohatran'ny mandeha ho azy ilay fitia toa lakaoly, malaina hisaraka.Sady samy manao izay hahatamana ny andaniny sy ny ankilany mba hampaharitra ny fiarahana sy hiafaran'izany anaty fanambadiana. Fa rehefa mpivady @ izay toa mandeha ho azy foana ny fifandraisana sy ny fiainana ao an-tokantrano na mihena aza ny fitiavana,na tsy misy bisous,na tsy misy calin. Mety mieritreritra koa ny andaniny,na ny ankilany oe efa vadiko io ,na efa ahy io ka tsy dia afaka ny hankaiza eo ve ?? Kanefa ny vokatr'izay avy no tena ho loza ! hiverina @ sujet-ntsika etsy ambony.
Par : kala pitsana
n ahy zao ef samy nanambady
n ahy zao ef samy nanambady zahay roa sad ef sam niteraka no ef nisarabady , d nihaona d nef izy ef nanana n sipany talohako , d ef miray trano zahay amzao d l sipany ko ef manambady d niteny t@ko l sipany oe zahay tshisaraka zany f ef nifanaiky hiaraka mandarakizay! d indrai2 n saiko manaiky azay mo ndrai2 tsmanaiky!d tshitako ze hevitra! izahay 2 ko aminio ts d mis fifambizarana teny mamy s oroka zan ntsny, otrany ren ef mpivady amantaona reny
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Kala pitsana >>>Fenoy
Kala pitsana >>>Fenoy fitiavana foana ny olon-tianao tsy ahatsiarovany intsony izay sipany any ivelany any e! Rehefa mba misy fotoana malalaka iny ianareo roa ka mba samy falifaly dia tsara foana ny miresaka izay mba itondrana ny fitiavana sy ny fiainana.Anontanio azy mazava ny heviny momba ilay sipa mba tsy hampiady saina anao isanandro eo.Avy eo ianareo miara-mijery izay vahaolana.
Par : mba mteny
Amiko, tsy ialaina loatra le
Amiko, tsy ialaina loatra le any ivelany, za vevav an! ef nataoko le iz ivelan tokatrano, oui tena naazo fahafinaretana fa mandalo iany sad en plus consience-ko ten ts mtombina oe vitako ve zao? tsaiko alou oe fa ra mbola azo atao ny tsy manao anizany ivelan'ny tokatrano de aleo tsy atao eh! ny vadiko zao miteny oe ataovy anzao za de ataoko mba tsy ananany hevitra itady any ivelany fa ialaina ko ny communication ref ao atokatrano, ary io anisan base-ny, teny ho an'izay manana conscience mtovy @ko
Par : loza aminatambo
ono wa e : zao mitsy ange no
ono wa e : zao mitsy ange no anisany zavatra voamarika nefa tsy haiko rah zah rery no vendrana be eto de tsy mahazo ny valiny : maninona rehefa mpisipa de toa mande hoazy ny fahafinaretana ? hazavaiko : na ny fitiavana , na ny fifaneraserana , indrindra ny resaka rs de toa maafianritra oazy no sady ampy tsara hoan lahy sy hoan ny vavy. Rehefa mpivady nefa de lasa mifanalavitra hoazy ny izy roa na dia hoe nifankatia be ôtrann alika aza alohan mariazy ? de zay ange no maatonga an le vevavy na lelah manao sipa sy mitady rs any ivelan tokantrano e , sady ts afaka raràna oe aza atao fa mandeha oazy io ; ka na manja be ôtrann dalle aza ny vadin làh de mbola lasa manenjika kely an le sipa kely etsy ampitann tranonareo iany isamaraina !
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
loza aminatambo >>> tsy efa
loza aminatambo >>> tsy efa mba novaliako etsy ambony kosa ve ny fanontanianao araka izay mba fahitako azy e : << Ny vao tsy manitra no ratsy fa rehefa tonta sahala ihany. ..... >> Raha mbola mpisipa ka vao nanandran-tsiro dia samy nankafy,dia samy te hanamafy hatrany ilay fifankatiavana,samy te hifikitra mafy satria samy te ho tompon'ny andaniny sy ny ankilany .Ny mpisipa koa matetika tsy dia tafahaona isanandro izany,ka ohatran'ny tsy mahagaga raha vao tafahaona dia ny manao RS foana. Fa rehefa ao an-tokantrano @ izay ,ny 2 taona voalohany aloha mety hisy RS indray mandeha isanandro.Ny 3 taona aorian'io mety efa indroa isanandro.Any @ fahafolo taonan'ny fanambadiana izany ve tsy efa mety ho 3 isambolana sisa?? Ilay izy koa izany toy ny zava-drehetra ihany e ! raha vao miverimberina lava lasa fahazarana fotsiny @ fomba sy fihetsika mitovy( tsy dia mba miovaova positions,tsy dia mba miova toerana anaovana,tsy mba atao amim-pitiavana sy anaty teny mamy,sns...) dia minoa ahy enao fa ho leo vetivety.
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
... ny 3 taona aorian'io mety
... ny 3 taona aorian'io mety efa indroa isankerinandro....
Par : loza aminatambo
zay valiteny zay mitsy ange
zay valiteny zay mitsy ange no ilaiko e : fitia vao sy coup de foudre fôana no an ny mpisipa fa tômôbil kadrôka be sady manetroka no mitete menaka ny fifankatiavan ny mpivady. misy initiative kokoa rehefa hanao ary tena ny hanao tokoa no ao antsaina rehefa mpisipa. tena mifantoka amin'ny rs atao ny saina sy ny fo ary ny fanahy rehetra rehefa mpisipa no manao. ary ny farany dia olona tiana ny sipa fa tsy safidy tahaka ny vady

Pages

Ajouter un commentaire

13 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.