Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Par : Brigida
Tokony tsy hasika ve zany ny
Tokony tsy hasika ve zany ny fiaraha-monina ref mahlala oe miodina b sy mpiditra chambre lé rangah na lé ramatoa? D na ref hifaptsodrano ar lé oul d omena fananarana be oe tokatrano fiafina, enjana be lé film an.
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Brigida >>> raha izaho aloha
Brigida >>> raha izaho aloha ny mpitazana ,tsy misy idirako izay fiainan-tokantranonareo mivady any e ! Fiainanareo izany na hifampitory any @ tribonaly any aza.
Par : Anonyme (non vérifié)
Ka koy aho oe an an an, tsy
Ka koy aho oe an an an, tsy azo tsaraina oe milamina be le mpivady raha efa misy ny fivoahana any ivelany. En fait léizy tsy solution fa fatahorana ny hiditra olana hoe rah iala d aona, nekizy manairana sns. Raha mbola eo ny fitiavana mandeh oazy lé RS fa sady tsy isaina no tsy programena, ary hay ihany koa ny mifehy azy (ohatra oe teraka madama d'ef hay zay oe tsy afaka manao, fa tsy oe miena ny RS ny dikanzay na tsy toy ny tam mpisipa tsony). Raha tena tina ny oul ray tsy mahtsapa oe "devoir" le RS e
Par : loza aminatambo
izao no zavatra tsapako : eo
izao no zavatra tsapako : eo aloha ny hoe il n'y a que la vérité qui blesse , eo koa izany ny hoe il n'y a que les bléssés qui disent la vérité ; fa raha ny fiarahamonina indray no jerena de misy ny tsy mahazaka sipa de tezitra be na tsisy mikôty de litika be mahita ny ol makamaka coincoin ary tena mba mahimahina ianao rehefa tsy misy mikôty fa tena tsy poins zay !!! Fa le vady ange vady iany e, izy eo fôna , de izy ko mbô manao kely any , de ref raikitra ny match eo am pandrina na any ambany latabatra de samy mba expérimenté , samy mizesta , mifampidera fahaizana fa tsy le midorororo be reny
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Ka tsy tonga dia tratran'ny
Ka tsy tonga dia tratran'ny enquette ve eo am-panaovana match,@ izany mizesta be izany oe << TAIZA INDRAY NO NAHAIZANAO AN'IZANY ??? >>
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 3 weeks 16 heures
A rejoint: août 1, 2018
Ny ahy izany sady tsy momba
Ny ahy izany sady tsy momba an'ilay miteny mananatra ilay couples illégaux za no tsy momba ilay fisarahana ihany koa eh. Ipo tonga @ ilay hoe in'na akia no idirako ? Tadidio fa misy (maro) no mahita ilay equilibre @ io raha iray io, indrindra ianareo lehilahy. Sanatria tsy manome vahana ny lehilahy aho fa misy koa ny vehivavy mahita rirany any koa. Ny hitako manomboka eo @ zaza faharoa no mitsiry ny filan'ny lehilahy satria t@ zaza voalohany niarahana ny fikarakarana azy ka na tsy dia nisy firy aza ny RS dia mbola mafana ny fikarakarana ny zaza dia samy sambatra. Rehefa tonga ny zaza faharoa dia manomboka mizara ny fikarakaranaa, ny lehilahy (matetika) miandraikitra ilay voalohany izaty mbola taiza be, ary ny vhv any @ ilay zaza vao teraka. Tsaroako mihitsy ramose-ko indray andro nangataka fa tsy nomeko satria tsapako tsy mbola vonona mihitsy ny vatako plus de 1 mois apres accouchement. Tsapako hoe frustré izy ary taorianan'izay tsy sahy mangataka intsony fa miandriandry ahy ho vonona (angamba) kanefa koa izaho tsy ireny vehivavy hanao premier pas ireny @ io taranja io, eny na dia @ vadiko aza. Rehefa ela ny ela, mba frustrée koa aho satria na efa mba manina aza dia toa tsy manina indray ramose dia mitohy eo ilay boribory vetaveta araka ny tenin'ilay namana ao aloha ao. farany sendra ny mena miraviravy dia roboka kely tany ivelany satria tao daholo ny parametres rehetra: endrika sy bika, teny mamy, dokadoka, ets... ka moa va tsy irony adolantsento vao nanao sipa voalohany ireny indray. Ny taona anefa efa niha-lehibe ka hiaina toy izany rahoviana indray moa kanefa efa misy eo. Dia tavela kely tany foroana naharitraritra. Soa fa nanana plus ilay vadiko côté "fitaovana" ka na fy aza ny tary tsy maintsy navela
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Felantsoa >>> Anisan'ny
Felantsoa >>> Anisan'ny tombony mihitsy io equilibre lazainao io ho an'ny vady iharan'ny tsy fahampiana firaisana ao an-tokantrano.Na izany aza anefa ilaina mihitsy koa ny mandanjalanja tsara ny atao ka manajanona izany @ fotoana mahamety azy,mba tsy ho lasa fahazaran-dratsy indray ka hanimba tokan-trano.
Par : initialblitz
Lasa "fierté" ve izany ilay
Lasa "fierté" ve izany ilay "mampirafy" mba hampilamina tokatrano? Fa angaha moa izany tsy mampigadra? Normal kosa ny sasany raha miala mitsy aloha tsy isian'ny olana koa
Par : rams
Raha sendra tratra zany ka
Raha sendra tratra zany ka mitory ilay vady dia sahy mteny ve lisany oe recherche d'équilibre léizy sa oe aona. Raha ny hevitro: raha mbola mivady dia mifanaja tanteraka, mifampiresaka tsara mihitsy ny am resaka RS, nefa léizy koa tena mandeha oazy ref misy lé Fitiavana. Raha lasa mangatsika d mila msaina oe nihemotra ve ilay couple sa aona.... Manjary misy fifapiatsarambelatsih léizy, na ny ankizy aza mety harary fo sy ho simba ny fiainany maita ny RAD manao "cinéma" oe mody mfankatia nefa samy mitarika any ambadika. Manabe ny tena dia aleo mba fitaratra e, amzay koa ny ankizy mba mahalala miandry tsara ny hoe "vady sahaza" fa tsy sanatria maimaika eny dia pire noh ny tao am tokatranon'RAD ny hanjo azy. Ref miampita any am taranaka ilay "fomba ratsy" dia tena lasa cercle vicieux léizy, mampianatra ny ankizy hanao "fanekena" na "voady" tsy ho tanterahina ve
Par : loza aminatambo
io zany de nareo eo ambony
io zany de nareo eo ambony iany no manome ny valiny : ny fitiavana no mitarika ny rs fa tsy ny rs no mitarika ny fitiavana , azavaiko : tinao ny sipanao de lasa nareo manao fa tsy oe nanao rs ianao sy ny vadinao dia mifankatia foana ? sinon raha tsy izany tsy ho tia an ireo mpivaro tena daolo v n lelah manao aminy ? tsy hoe mizesta na hifaninanana ny hoe manao sipa fa mandeha hoazy ary naturelle ny recherche d'équilibre : tapaho ange ny tongotrao ankavia dia valio eto aho raha mbola afaka mandeha tsara ianao : mila tehina na béquille ahazoana équilibre vao afaka mikisaka ! ary mikisaka fa tsy mandeha . Ny fiatsarambelatsihy dia tsy maintsy iainana raha mbola mandia tany ny tongotra ary ny olona taloha nahatsapa an izany : ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany : izany hoe mody voky ao antrano fa manesika ihany any ivelany !

Pages

Ajouter un commentaire

10 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.