Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Par : tanjomb
vhvy 39 ans manambady
vhvy 39 ans manambady amanjanaka ary manao sipa no manoratra : rehefa za sy ny sipako (manambady amanjanaka) no manao dia samy manao douche aloha , ny entana @ io samy madiodio tsara , samy mifampisafosafo , samy manao teny mamy , manomboka any @ douche def action tohizana eny ampandrina .vita ny atao mbola calin be samy tsy te hody , Ao an trano manao @ vady , samy mirava avy any ampesana , ao am pandrina , mamelatra de krkrkr , tsy mahazo fiany mitsy , 3 minitra raha betsaka de vita , d mapiditra slip d mifanome lamosina , rams @ io tong d miesona b, tsisy fiany mitsy e! atao fotsiny mba tsy ifandirana .raha sendra taitra izy d matetika tonga de mitohy resaka any ampesana . misy ftôna kosa anefa aloha zah s io sipako io ts manao fa mampiaraka na mihaino hira @ ipod fotsiny aza d tena feeling b e.!
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Amina sujet ohatr'izao tsy
Amina sujet ohatr'izao tsy maintsy misy ny manohana sy manohitra foana .Afaka milaza izay tiany holazaina ny tsirairay.Saingy ny antony nitondrana azy ity eto dia ny mba hahafantarana ny zava-miafina rehetra ambadiky ny fampirafesana. Mba ahafahan'ny tsirairay manitsy izay azo hahitsy @ fiainam-pitiavany sy ny fiainan-tokantranony. Ataovy voankazo an'ala e ! Ny mamy atelemo fa ny mangidy kosa aloavy.
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 3 weeks 16 heures
A rejoint: août 1, 2018
Raha manazava ilay antony aho
Raha manazava ilay antony aho tsy midika akory fa tsy diso ireo mampirafy. Inoako fa 100%-ntsika manoratra eto dia manaiky fa tsy mety ilay izy. Tsy fierté koa anefa fa fanazavana ny hoe tombony azon'ireo izay manao na nanao izany. Izaho izao, raha ny fitaizana azoko tany @ fianakaviako dia resaka tabou be izany sexualité izany ka na efa nanomboka nanao sipa sy nanao RS aza aho tsy mba sahy ni-confier ny vie sexuelle-ko t@ ray aman-dreniko, eny fa na dia ny iraitam-po akaiky ahy indrindra aza satria toa zavatra tsy firesaka izany. Ny vadiko koa toy izany tany aminy tany. Izy aza nilaza fa teny @ Cité Universitaire no ni-découvrir izany sexualité izany voalohany ary t@ revy nandalo indray alina fotsiny hono. Avy eo dia izaho no olona faharoa nanaovany RS. Marina fa tokony entre anay izany no niresaka saingy samy matahotra hoe sao hanana réaction hafahafa ity dia samy nangina tany. Moa izy efa sendra ilay tsy nahazo taty amiko indray alina dia natahotra ary izaho koa jamais manao premier pas noho ny fahatahorana hoe sao lazainy fa petasse na toy izany. Vokany, rehefa tafahoatra ilay besoin d'equilibre, niraviravy ny paoma tao an-tsaha dia lasa i eva nanaiky ny fitak'ilay menarana.
Par : RALILA
Cool tsaina>>> zaho efa mba
Cool tsaina>>> zaho efa mba neheritreritra ohatrany io lazainao etsy ambony io. teneno any vadinao daholy ireo fantasme na izay endrika hamerenana ireo fitsiriritina be toy ny tany aloha ireny, fa novaliany ary amy le tsy noheritreretinao mihintsy, ohtrany hoe efa etape efa passe hon ka tsy hiverenana tsony. Ny olona mihints tsy mitovy fomba fijery ka tena marina ny hoe aleo tsy amy vady no terena fa lasa ady be tsy vita. Mahagaga anefa fa de zay le fiainana nefa tsy tsara ravana ny tokantrano. tsy maintsy any ivelany ianao no manala azy de film fotsn ny ao antrano. Fa na dia izay anefa isika koa mila micomprendre ilay situation iainany tsirairay zany hoe ny vady ao antrano amy le hoe mahatonga azy tsy tonga saina tson mba hanao izay mahafatifaty andramose na any madame, amy zay tsy complexe ka lasa mitady ankafa foana. Fantatra fa rehefa passe le etape nohony adim-piainana misy zvt tsy afaka atao intsony fa misy zvtr ww ndray koa afaka pimentena ny fiarahana fa na dia izay aza tsy hafeno ilay equilibre tedavina. " Comprehension amy le besoin interne" io anh tsy hoe sexe foana. fa ireo voalza etsy aloha: tambitamby, mots doux, tsiky kely, Teham-body tsindraindray, sns....
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Ary hono hoy aho,dia rehefa
Ary hono hoy aho,dia rehefa avy niodina ka mba lasa ihany ny saina.Tsy mba mandalo ao an-dohanareo ve oe mbola hafa ihany ny manao amin'ilay vady ?
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Ary hono hoy aho,dia rehefa
Ary hono hoy aho,dia rehefa avy niodina ka mba lasa ihany ny saina.Tsy mba mandalo ao an-dohanareo ve oe mbola hafa ihany ny manao amin'ilay vady ?
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 3 weeks 16 heures
A rejoint: août 1, 2018
rahazahenao >> Tsy voatery ho
rahazahenao >> Tsy voatery ho tonga @ izay foana koa ny eritreritra an.
Par : Ratah
Mba saino iany ry zareo ny
Mba saino iany ry zareo ny ohatra ometsika ny zanatsika am'ti resaka ti ah, tsy jamba marina reo ka tsy ahita lé cinéma an, lasa mpiatsaravelatsihy eraky ny tanàna lé ankizy ve zany, saritsarimpiainana sisa fa tsy tena fiainana. Solution de facilité lotra, eny e, samy misaitsaina fa amiko ref tsy honnete ny mpivady maditra hoazy ny ankizy
Par : loza aminatambo
tsy misy adala kosa aloha ka
tsy misy adala kosa aloha ka ampiseho na hitantara @ ankizy hoe :" avy nipetaka kely tatsy i dada rankizy ka mba anaovy café mafana kely fa nôna beuh zany" , na we "ividiano savony kely aloha i mama rankizy fa maloto be foufoune !" . Tsy misy idiran'ny fiaraha-monina koa ny fiainan'ny tsirairay : ireo ratsy ihany no tsy mahazaka sy tsy misy mikôty ka lasa spectateur fa tsy acteur : passif fa tsy actif. Izay iray tianao na iatsaraivelatsihy @ fiarahamonina : mody ho hendry sy masina tsy misy pentina eo imasony , na iatsaravelatsihy @ tenanao , fa izaho eto dia miteny aminareo tsara fa ireo olona izay hitsikera antsika eto no hiomehy antsika sy andatsa antsika voalohany raha misy ny fahavoazantsika (aretimpo , fahalasana adala , stress ...) noho ny tsy fahatomombanan'io équilibre sentimentale-sexuelle-émotionelle antsika io. Aza adino fa na mpivady miraikitra be ôtran alika aza ianareo roa dia tena sy olona roa samy hafa foana , ka samy manana ny tenany ivelany (nofo) sy ny tenany anatiny (ame-emotion) (tsy idirako ny esprit fa avelao any andanitra any no fonenany) . Ny vady izany dia vady foana , ny manao aminy dia tsy hitovy @ manao @ sipa na oviana na oviana , aza adino fa ny sipa dia olontiana fa ny vady dia vady .
Par : adalabe
Mafana lehiretsy izany adi
Mafana lehiretsy izany adi-hevitra izany. Fantanina nena ary e: hoanao lé miteny oe afa iany ny manao am sipa sns, raha tratra ambodiomby (tsy hoe adala ianao ka ampidera fa ny tampoka tsy mahlelah) ka mitory ny madamanao dia sahinao ve ny manazava an'io théorie bdb io eny am fitsarana? Aminao ve zany mila asina lalàna mitsy oe mety tsara raha misy vadibe sy vadikely? Sa ve oe a a a. Tsy oe refa afenina mantsy léizy d mety, fa tsy misy takona zay tsy aseho. Dia mahereza raha mangataka divorce sy tsy manaiky tsony ny madamanareo e

Pages

Ajouter un commentaire

6 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.