Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Par : loza aminatambo
tsy misy takona izay tsy
tsy misy takona izay tsy hiseho : tena marina : il suffit de savoir le moment propice ! saingy tsy hisy handany andro hamaly sy hanazava an reo resaka ireo any @ fitsarana akory : inona fotsiny no antony niaranan'ireo mpitsara ireo raha ireo zavatra ireo aza tsy takany ??? raha toa ka mitory ny olona iray na lahy io na vavy de efa vonona isaraka izy izay , noho izany inona no andanina andro hifanazava ? sady jere zany izy oe tratraambodiomby : tena omby tokoa izany no nanaovana azy ary tany @ divony no natao ilay izy!!!!!!!!!!!!! fanontaniana kely fotsiny : maninona oa eto ny vehivavy arovana be @ le oe manao sipa e ? nefa ange ny "sipa" eto dia mamaritra fa ilay olona miaraka sy anaovana rs an ny lahy na any VAVY iany koa e , fa tsy oe an'ny lahy irery akory ny "sipa" eto
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Mbola averiko ihany fa tsy
Mbola averiko ihany fa tsy natao ifanenjehana sy ifampitsarana ny nanaovana ny sujet fa mba hisintonana lesona kosa,satria samy olon-dehibe mahay mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety aminy ny tsirairay.
Par : tanjomb
ts ifampitsaràna tko ny
ts ifampitsaràna tko ny fanaovana sipa sy rs @ sipa : ze tsy mbola tafiditra az miditra ra ts sah , fa n efa ao anatiny aza tsaraina. niezak n o b principe tko za t@ voalo saing ref nifanena t@ io bandy sipako io za d lasa latsak taminy , mis ftôna iany tko alo adino kel rams saing averina atodika any iany ny saina ref mitady o tratran zay cas zay .Ts mandaing za fa mijouir in 2 farafakeliny fôna za ref @ io bandy io fa @ rams kosa d mipetrak tko le we adidy .Mamy b le miarak @ sipa d'autant plus oe samy manana n experience-ny @ vadiny av zay 2 d nef mbola mi'exploiter n zvtr azonay atao ko. Samy manao izay hahasatisfait anay 2 zany zay : de zay no tena mahamamy be an le oe zay psipa no manao noo izay mivady .
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 4 weeks 1 jour
A rejoint: août 1, 2018
Ny ahy aloha dia izao eh:
Ny ahy aloha dia izao eh: Nataoko ilay izy (fampirafesana) nankafiziko na dia teo aza ny tahotra. Najanoko nony tonga ny fotoana tokony hanajanonana azy satria hitako nitady hioatra ny mety. Je l'ai fait, je l'assume et je l'ai avoué nony efa tsy niaraka t@ ilay sipako intsony na dia mety handrava zavatra betsaka aza ny fahafantaran'ny vadiko an'izany. Zavatra 2 no hitako vokany: - nampitombo ny fifankafantaranay mivady ilay tranga satria nanontany ahy mihitsy izy ny antony nahatonga ahy ho tonga t@ io fampirafesana io ka tonga hatr@ hoe misy antony avy tany aminy ve sa tsia ? Mazava fa tsy niankina taminy irery fa niankina tamiko sy ilay olona niaraka tamiko koa. Izahay mivady efa somary naka toerana ny routine t@ fitadiavana sy asa satria ny ankizy efa niha-lehibe ihany ka efa tsy taiza be intsony saingy ity olona niaraka tamiko no nampiseho zavatra hafa tsy niainako tao anatin'ilay routine ka nahatonga ahy hi-découvrir indray hoe hay moa mila an'izany ity izaho. - nahafantarako ny niveau de compréhension et de tolérance an'ilay vadiko ilay izy mikasika ny fampirafesana ary tsikaritro hoe tsapany hatrany fa tia azy aho matoa nibaboka ka izany anisany antony tsy nahatonga ny ady teo aminay. Tsapany hoe na dia fahadisoako à 90% aza ilay izy dia nisy anjara andraikiny ihany koa tao nahatonga ilay tranga. Izany rehetra izany dia antony mbola nampijoro ny tokantranonay hatr@ izao tsy voahozongozon'ilay resaka ara-nofo fotsiny na dia efa saika lasa lavitra tokoa aza satria tena nisy tokoa ny fotoana toa tsy nampaninona na tsy nisy aza ny RS tao an-trano fa toa feno tany ivelany. Hatreto dia tena tsiambaratelonay mivady aza io tranga io satria lamba malotonay izany. Averiko hatrany, tsy miaro ny mampirafy aho sanatria fa miteny hoe mila vonona @ izay vokany ny tsirairay raha mivoaka eny @ fiaraha-monina ilay tranga toy ilay solombavam-bahoaka vavy iny sy ny hafa, raha latsapaka be ny fitiavanao ilay sipanao kanefa hita hoe fitiavana tsy ho marim-pototra mihitsy. Izay mety ho vokany izay no nanosika ahy hanajanona ilay fiarahana ary nibaboka t@ vadiko fa tsy misy resaka hoe fierté na hoe famporisihana ny taranaka ho ratsy akory. Aoka tsy ho borné foana isika. Araka ny tenin'ny mpanao publication, tsy natao hifanenjehana fa hamantarana hoe inona marina ny antony sy ny mikasika izany
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Tanjomb,Felantsoa >>>
Tanjomb,Felantsoa >>> Mankasitraka t@ fahatsoranareo roa vavy namboraka izany rehetra izany taminay.Misy ho sainina tokoa izay rehetra voalazanareo,fa dia anjaran'ny tsirairay ny maka lesona @ izany.
Par : loza aminatambo
tena midera an Felantsoa
tena midera an Felantsoa mivady aho @ zany : tena efa miditra @ sehatra avo ny fifankatiavanareo mivady ary tena hita fa olona miaina ianareo fa tsy théoriste be fotsiny , tena azonareo ny fiainan'ny mpivady !
Par : tanjomb
ts mis tkn isaorana izany ,
ts mis tkn isaorana izany , fifampizarana no eto , fakàna lesona , fiainana tena iainana fa ts oe on vit dans un conte de fée : on est loin de là ! amiko aloha : iainako le izy manao sipa za , fa d'un autre côté ny maatonga ny frein refa mitady o latsaka be ao anatin ny fitiavana an le sipa de oe : manao an zao ko zany le vadiko any ambadik any ! d oe ti be an le sipany ko zany le vadiko any ambadik any ! de sady excitant b zay situation zay nefa ko sad malaelo iany no matawatr ra latsaka be any @ sipany any izy . Satri nis ftôna mantsy zah s le sipako teo @ 3 na 4 semaines teo presque isaky ny mifankaita de raiktra fôna zao , d nanotanin ny vadiny ono iz tany an trano we maninn enao no ts mikasika ana mitsy ? zah @ io de mon côté , tong any an trano ts miasa saina @ rams mitsy !
Par : pati
vvy 36 ans - varina za mamaky
vvy 36 ans - varina za mamaky anareo eto , nanao sipa tko za fa tena niaina ny voalaza reetra etsy ambony : falifaly lava, milamindamina ery , mande jolie daolo n fiainana ... aveo tko anefa ny vadiko nanao koa , asa ,tena adinoko tko izy ! niova tampoka teo izy nony nanao : lasa nikarakara vatana , nihajejojejo , na ny firesaka aza niova , ary misy ftoana tko tsy niraharaha ny rs tao antrano koa! Teo za vao nikoropaka @ zay we aôna ty ? natao daolo reo we pimenter na kely ... manao sexy oanazy ...naverina ny sangisangy fanao taloa... saingy somary tara fa tena f latsaka b t@ tany ivelany izy . na teo aza ny carte sur table natao taty arina d tena ts niverina t@ taloa tsony nenay 2 .
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Pati >>> Na mahataitra aza ny
Pati >>> Na mahataitra aza ny akanga tsara soratra ,tsy tokony ho adino kosa ny akoho tamana an-trano e !
Par : Efateokoa
Ny ahy indray gidragidra lava
Ny ahy indray gidragidra lava sy saika ady tsy vita mihitsy ny anay sy rafotsy tamin'ny nahafantarany fa mitsaingoka any ivelany aho,saingy rehefa nifandresy lahatra dia tsapany ihany fa nisy anjara fahadisoany ihany tao, tamin'ny tsy dia firaharahiana loatra ny vadiny rehefa mba manimanina te hiray iny. Izao dia gaga aho fa toy ireny mpivady vao ireny indray izahay roa tato ho ato.Afa-po tsara aho ary tsy mieritreritra ny hitady any ivelany intsony koa.

Pages

Ajouter un commentaire

4 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.