Vous êtes ici

lehilahy izao no manoratra. izao ny olako manambady aho. 2 izao ny zanako.taloan'ny nanambadiko io vadiko io dia nisy lehilahy tratrako niaraka tamin'io vadiko io.nanda mafy tamiko anefa izy fa ts niaraka izy sy io lehilahy eo.dia nandeha teny ny fotoana.vita ny raharahanay.niteraka ny zanakay voalohany izahay teo aloha dia efa tsikaritro fa tena tsy misy itovizana amiko ilay zaza ka na ny fianakaviako ary dia nilaza izany.nisy fotoana ary izay nifamaly tao atrano ka nahavoaka vava tamiko izy fa tsy zanako io fa zanak' ilay lehilahy nolazaiko fa sipany tery aloha.taty aoriana koa dia nisy ireo olona manodidina iray tanana ipetrahanay fa tena niaraka tamin'io lehilahy io izy.mivarotra moa ny vadiko ary mpiavotra miaraka aminy eo koa io lehilahy io.
efa nisy fotoana izaho ny we isaraka amin'ny nohon'y tsy fahazakako we tsy zanako no velomiko ao antrano sady @ izay io lehilahy io dia itako foana matetika satria mivarotra eo akaiki'ilay vadiko izy.
nandefitra ihany ao anefa rehefa nieritreritra oe.teraka faharoa indray izahay dia mbola misy olona milaza amiko indray ireo mpiray tanana @ko fa mbola miaraka izy sy io lehilahy io.lasa tsy mino intsony aho oe mbola zanako indray io faharoa io ka tena very hevitra aho.
ny asako moa dia tsy mijanona @ toerana iray fa dia mivezivezy matetika @ faritany ka dia tsy eto antrano matetika nohon'ny fitadiavana.
inona no tokony ataoko fa tena kivy ao.izaho koa anefa tsy te ihaino fotsiny ny vavan'olona dia tena tsy itako izay atao.

fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 5 heures 17 min
A rejoint: juin 19, 2018
Miarahaba,
Miarahaba, Mampahery ny tompon ny sujet ,mila mitraka foan fa lehilahy .Raha ny hevitro n tokon hataonao : - mampanao test ireo zanakao 2.Aza mijery izay halafony fa ny vola fitady. - rhf hita n valiny d ampidiro n divorce fa ho mora n hsarahana rah voamarina fa ts zanakao na ny iray @ ireo 2 ireo fotsny aza. - angatahinao @ fitsaran n ten zanakao hiara-hipetrak aminao. - Tadidio fa ts met aminao mits ny manambad vehivav toy zany ,rah enao miasa an-tany laviitra lava ts mpetraka an-tanana kanef ny rafinnao anilan ny vadinao isanandro,isanora. - Raha sanatria bevohoka fanintelony indray n vadinao ts izay ve vao tena ho loza rah ten fantatrao fa t@ andro ts nahateo anao n nahabevohok azy ? Met ts ho sarotra aminy n hanao an zany satria enao hitany manaiky foana . Dia courage fona fa lehilah n tena !
Par : Torohevitra
Efa tsy atokisana izany
Efa tsy atokisana izany madamanao zany an. Manaova test de paternité marina, rehefa tsy hitsotra aminao izy. Mahereza dia mandraisa décision malaky
Par : Rado be
Enjana izy izany a , fa
Enjana izy izany a , fa mba saika anontany kely hoe aiza kay no tokon aleha raha hanao test ADN dia ohatrinona ny sarany azafady indrindra

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.