Vous êtes ici

Salama daholo ! Saika mba anontany sy angataka toroevitra amintsika. Dis ove za maman raha naka vola tao am portefeuilleny vadiko. Ts zany fa zao. Izy ts mba manome sy manamp ahy mihitsy. Magataka za nefa tsy omeny. Nefa zay miteraka iray. Ka mba nijery ny paosiny za dia nahita vola bdb tao dia nalaiko. Za efa ts manana tsony. Ny sakafo efa tsisy amidy tsony. Inona no setriny ozy nareo : vono, latsa sns..

Par : pasteky
LeLe resaka vono kosa aloha
******* resaka vono kosa aloha tsy lasa e. Inona no hiaretana ao raha vono sy latsa no hiainana. Ndana miasa dia velomy ny ankizy . Hilaozy eo dia aleo hihahaka eo.
Par : Anonyme
Fa le fanambadiana amin'zao
Fa le fanambadiana amin'zao ve hoa samy maka ho azy ny lehilahy sy mpivady fa toa mahita miverimberina foana za na eto @ moov na @ facebook hoe samy manana ny volany dia samy mitazona ny azy. Otran'ny hoe orinasa roa samihafa izany. DIa misy hoe volan'i papa dia volan'i maman. Ahoana moa ny ankizy amin'izao tsy ho degany be. Izany no ataon'ny ray amandreny amin'izao. Sa ry génération 2000 sahady itony manambady itony ?
Par : Anonyme
Inona no andrasanao tsy
Inona no andrasanao tsy hitorianao ny vadinao mikasi tanana izany. Efa afobe zany ve no iainana. Efa 2019 tsika izao fa tsy tamin'ny andron'ny dadabe sy bebe ka hoe mandefitra foana ny vehivavy.
Par : Anonyme (non vérifié)
Mba mifampiresaha tsara au
Mba mifampiresaha tsara au moins e, asio fotoana mamy toy ny mampiaraka ireny anapotsirana ze vay rehetra afenina any, apetraho am RAD ny zazah, d ndana maka rivotra kely. Lazao aminy ny olanao rehetra, mila miverina am ftiavana volohany. Raha itanao fa tena manangana sy tsy azo iresahana izy d saino ny oavinao sy ny zanakao, tsy maninona asaivo tsofiny rano e, lé ifaptory mantsy efa décision extrême mety iafara am demande de divorce, mbola tsy zakan'ny malagasy zany oe managadra vady nefa iaritra eo iany avy eo
Par : Anonymous
Dia miombon-kevitra @ Anonyme
Dia miombon-kevitra @ Anonyme etsy ambony aho. Tokatranom-boalavo ny anao ka aiza no tsy hifanaikitra ? Volan'i Papa a volan'i Papa !!! Volan'i Mama a volan'i Mama !!! Raha ny zanako no manao fiainana ohatr'izany dia tena ariako @ fanjakana mihitsy. Ny fanahy maha-olona tokony ho entina ao @ tokan-trano no tssss. Na ny akoho mitarika aza mba mifanome hanina, maika fa olombelona ?
Par : anatra
Tena mampalahelo koa zany
Tena mampalahelo koa zany fiainanareo zany a....Ary ianao ve zany miasa? raha izay zany dia rangah velomim-potsiny ilay vadinao. Dia inona izany no tena ilàna azy amin'ny fiainan'ny tokantrano? Miresaha ianareo roa fa tena tsy mety izany e..
Par : vehivavy
Za mahita hoe mila ovaina
Za mahita hoe mila ovaina amin'izay ity fomba fitaiza ny malagasy ny zanaka lahy!! tsy ampandraisina andraikitra ohatra any ankizy vavy ihany mana lovia, manadio trano sns!!! fa lehilahy zany mampidim-bola? ary vehivavy ihany koa ange mampiditra e? manao fomba fiainana "macho" hoy ny vahiny! hany ka lasa otrany reny zaza reny foana!
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 3 weeks 4 days
A rejoint: juin 19, 2018
<<< Izy ts mba manome sy
<<< Izy ts mba manome sy manamp ahy mihitsy >>>> Vady tsy te hamelona vady aman-janaka ! Ilay tokan-tranonao mihitsy no misy olana be ny fahitako azy.Jereo tsara mihitsy aloha ny fototry ny olana.Mety hoe bevohokany tsy nahy ve enao dia noterena izy ohatra hanambady anao ??? na mety zavatra hafa koa.Ianao ihany no mahalala izany. Ny hoe tonga dia maka ao am-paosiny kosa aloha hitako tsy mety,toy izany koa ny fikasihany tanana anao.Ny mpivady natao hifamelona ! fa raha ny hitako eto efa ohatry ny tsy mpivady intsony.Indrindra efa misy zaza.Toro-hevitra tsara sy mety aminao miresaha tsara aloha ianareo raha mivaha ny olana dia tsara.Raha sanatria tsy mivaha dia tsy maintsy miasa enao na mbola hiaraka ao an-tokantrano na hisaraka.
Par : Anonyme
Zao akia a, araka ny
Zao akia a, araka ny fahafatarako, dia tsy mifangalatra ny mpivady. Zany hoe azonao atao tsara ny maka ny vola any am-paosiny fa tsy afaka ny hitory andry amin'izany izy. Tonga dia ividiano sakafo dia aleo hitany eo ambony latabatra eo daholo ny zavatra novidian-dry, riz cantonnais, poulet frites, lasary, jus naturel, mofo dibera confiture, ronono mandry, sns. Teneno eo imasony eo hoe voaloa ny ecolazin'ny mpianatra, voaverina ilay trosa tary sy tatsy. Rehefa mikasi-tanana dia mba valio fa aza mandefitra eo foana. Tandremo sao refa tezitra ndry ka atsipitsipy ny sakafo an, tsy ilaina ny miady amin'ny sakafo. Ngah ndry zanaka tsy tiana ka nalefa tany amn'io olona mpamono vady io? Alaivo antsokosoko foana reitsy ka rehefa manafina izy dia tadiavo any fa aza avela mihitsy a. Manaova forcing, manana izany fahasahiana izany ve ndry e. Rehefa manambady olona toy ireny dia tsy maintsy manana hery hifanandrina aminy. Manaova fisainana jiolahy, teneno teny ratsy izy dia manaova be mokondoha e. Fomba iray koa, ivavaho izy mba hiova dia omeo ho zakain'ny Tompo ny mavesatra ao amin-dry. Sinon, aleo misaraka dia mandehana miasa fa aza manantena pension alimentaire fa karazana olona tsy mpandoa vola ireny. Realites de la vie io teneniko andry io. Mila miady fa tsy lany andro mitaraina eo.

Ajouter un commentaire

16 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.