Vous êtes ici

Salama daolo,Araka io sujet io, mitady recette fanaovana mokary oatrany le eny antsena reny (tsirony original) fa tsy ilay efa revistEe miaraka amin'ny atody, beurre, lait, sns..Misaotra mialoha ny fanampianao

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Recette Mokary tena izy fa tsy be filirony : atody beurre
salama ô! ity ny fanaovako mofogasy any antrano sao mety aminao saingy misy oeufs aloha e

Zavatra ilaina:
- 400g farine de riz
- 150 g de farine de blé
- 02 oeufs
- 50ml d'huile
- 700ml d'au tičde
- 1/2 sachet de lévure boulangčre (iay kely)
- 50 g de sucre

Fomba fanaovana azy:
- Alefa ao anaitn'ilay eau tičde ilay levure boulangčre
- Afangaro tsara ny farines anankiroa , alefa ao avy eo ny menaka , ny atory ny siramamy ary ny fahefan'ilay fangaro eau tičde+levure boulangčre. => afangaro tsara ireo (@ sotro hazo) ka araraka tsikelikely ilay ambin'ilay eau tičde+levure boulangčre . (tokony hanome pâte liquide sahalan'ireny fanaovana crępe ireny)
- rehefa izay, saromana lamba madio ilay izy, atao @ toerana mafampana mandritry ny adiny 6
- tokony hisy mousse hiforona eo ambony, afangaro tsara ny pate
- hafanaina ny moule , dia asiana 3/4 @ilay pâte , avadika avy eo

mazotoa homana!
Par : Biniou
Misaotra o!nanao aho dia nety
Misaotra o!nanao aho dia nety.
Par : Mofokely
Bonjour,Tsy haiko Raha ianao
Bonjour,Tsy haiko Raha ianao hanome recette io ,ilay vehivavy «  íkalafanja » ao @ Madablog, na izy ianao na Tsy izy ,taiza no nahitanao an’ilay moule ,fa Tsy mety mahita aho ,Misaotra mialoha.

Ajouter un commentaire

11 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.