Vous êtes ici

Ianareo ve efa nandeha voyage organisé ? inona avy ny avantages sy inconvénients ?

Par : pi
Ny itiavako voyage organisé
Ny itiavako voyage organisé tsy mieritreritra organisation (hotely, sakafo, trajet.... ) fa mandeha fotsiny hi hi hi
Par : haingo
Rehefa tsara ny organisation
Rehefa tsara ny organisation dia mahafinaritra. Manao rencontre olona vaovao, dia arakarak'izay olona miaraka aminao ihany koa.
Par : lints
Aléatoire be io fa arakaraky
Aléatoire be io fa arakaraky ny toetran'izay olona tafiaraka aminao eo ihany. Reha sendran'ny olona tsara, dia tsara. Raha sendran'ny olona tsy mahay miaramiaina amin'olona de ratsy.
Par : dede
Tiako satria hafa ihany misy
Tiako satria hafa ihany misy guide ianao mankany @ tany mbola ts nalehanao, hitanao daholo zay tokony ho hita amin'iny toerana iny, inconvénient fotsiny fohy ny fotoana.
Par : miranaa
Efa nandeha
Efa nandeha Avantages : tsy mieritreritra hébergement, sakafo, transport Mora kokoa Mahita olona/namana hafa Expériences Inconvénients : tsy Dia misy intimité Misy planning et timing arahana hoan'ny daholobe tsinona @ maha organisé azy dia sensé iraisana sy ankasitrahana izay eo:sakafo, trano,fandaminana... Tsy natao hoan'ny olona bé caprices loatra fa aventures bé
Par : girl
Raha olona tia aventures dia
Raha olona tia aventures dia aleo mandeha irery fa tena mahita tany betsaka noho ilay mandeha voyage organisé .

Ajouter un commentaire

1 + 17 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.