Vous êtes ici

Quelle est la pire chose qui vous est arrivée en voyage ?
Inona zavatra ratsy indrindra nahazo anareo rehefa manao voyage ? Mba tantarao hoe

Par : sa
Avy nanao vacance tany
Avy nanao vacance tany fianara za sy ny zandriko de nandeha cotisse , tsy nitondra sachet fa hoe tsy mandoa satri tsy mandoa tamn mande de efa zatra voyage , nande teny de salebolebo be kay ty zandriko ka naparitany erakn tomobil ny nandoavany de soa fa njan n tomobil , tezitra be le chauffeur sy le mpandeha hoe madio io alohan andanantsika , tsy maintsy nitady chiffon tao amina hotely iray nijanonana , de nasainy namafa anle izy , feno daholo na atram poketran 'ol tena sady tezitra taminy aho no menatra
Par : li
tsy tena hoe pire chose fa
tsy tena hoe pire chose fa zavatra nampiomehy scout za de nandeha nilasy izahay , izahay reto mo refa mandeha milasy dia any ambotsitononina foana no aleha ka manaraka signe de piste , nandeha ary izahay , nizara groupe de 4 de ao anatin groupe 1 misy olona 6 ka samy manaraka ilay signe avokoa ; nisy groupe iray tratranay izay de ozy zay oe re aleo reto arahana sady reto matanjaka be , nandeha ary zay nanaraka anzareo tampoka tsitanay tsony ry zareo , mila mianika tendrombohitra be izahay de nefa zareo tsy hitanay ze nalehany avy nianika tendrombohitra , nandeha nianika tendrombohitra avo be izahay sady nona be tonga teny antampony izahay de tsy nahita tracen'olona mihitsy , teny de hoe andao hiantso vonjy fa very isika , ny réseau tsy mandeha de nipetrapetraka lo zay nsotro rano , zay ko mo tsy de maka lagy refa very otrreny satri hilasy , tampotampoka avy eo misy mpiambona omby tonga de nanontanianay oe nahita olona mitovy aminay ve ise nandalo teto de hoe aaa tsy nahita olona mihitsy za fa teto foana de nenjehan le omby 4 oa zahay de nitsoka de tratran le tompony ihany le ombiny de zay nitsoka tsy hay hoe akaiza , niandry efa ho adiny 1 teo izay fa hoe tena tsis fika fa tsy maintsy hitady atsika reny fa ndao hitsoka eto , de elaela zay nisy olona nahita ihany de hoe fa taiza ny lalanareo e , nareo to manalavi dalana be ny ol rehetra efa tonga , le groupe narahanay mo de tsitanay tsony raha tsy tany anaty camp
Par : miranaa
tao anaty avio de poritra de
tao anaty avio de poritra de nrouler eraky lalana le papier toilette , afabaraka sady menatra be
Par : Anonyme
nande voyage organisé de tsy
nande voyage organisé de tsy nahatana hetotra tsony de lasa ntisfotra masiso be de taty amiko dool mason ol , za mo niteny hoe azafady fa somary marar kibo

Ajouter un commentaire

18 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.