
Vehivavy no mitantara, efa 5 volana ny vadiko no tsy niasa fa zaho iany namelona anay. Efa nanomboka nandreraka ahy ilay situation, indraindray toa te handatsa azy izany anefa mbola nangina aho nilefitra iany.
Teo amin'ny Decembre teo ho eo dia nivoaka ny trano maraina foana izy, indraindray mangataka frais indraindray tsy maka anefa tsikaritro fa misy very iany ny volako mipetrapetraka. Zahay tsy manana mpanampy anefa. Efa kamokamo aho isaky ny mangataka RS izy fa toa tezitezitra aminy zany foana fotsiny aho. Izy anefa tsy niteny fa nangina fotsiny.
Efa tena feno ny foko, ny Zoma lasa teo tena efa hoe vizaky ny asa ary nody tao an trano nangingina be, tsy tao ny ankizy anefa tokony efa avy nianatra. Niditra aho, tena nilamina, manimanitra ny trano ary io ilay vadiko efa miandry ahy eo am salon. Nipetraka aho dia natsipiko kely ny poketra.
Tena nikarakara izy, nesoriny ny ballerine-ko dia nitsangana izy nanotra moramora ny soroko. Tsy taitra aho fa gaga hoe nisy inona aza. Mangetaheta angaha ndry hoy izy? Dia lasa izy nandraraka jus tamin'ny vera natolony ahy. Nanomboka mahina aho (saika tezitra) fa nanondrana tany izy anefa tsy sahy nivaky fa nandinika izay fihetsiny.
Misy surprise ho an ndry ao amin'ny efitranontsika hoy izy. Nilamina be ny trano, feno vola miparitaka eo ambony fandriana. Mbola nihanahana iany aho nahita an'ilay izy. Nibitsibitsika tamiko amin'izay izy: ireo vola ireo atolotra ho an ndry daholo. Nijaly be ndry namelona ny tokantranontsika izay 5 volana izay fa tsy mba nitaraina mihitsy. Efa nahita asa aho tamin'ny Decembre ka zay vao nandray karama. Karama iray volana ireo omeko an ndry daholo.
Saika mbola tsy tonga saina iany aho fa izy nanomboka nisafosafo ahy moramora, toa lasa nahamando ahy tampoka izany ilay safosafo. Narahiko safosafo koa ary novahako ny fehikibony, nidina aho ary tonga dia ninono ny azy. Efa ela aho tsy mando ohatran'izany anefa izy tsy nikitika ahy akory. Hadino tampoka ilay havizanana avy niasa (hihihi). Nalainy ny tanany dia nataony tao amin'ny hatoka, nanaraka moramora izay handefasany ahy fotsiny sisa nataoko. Nosintoniny nitsangana nanatrika azy dia nitohy ny oroka anay. Noraisiny tamin'ny voudiko aho ary notrotrony sady nifanoroka foana zahay. Nobatainy ary napetrany teo ambony fandriana. Henoko nisy iray rovitra zany ilay vola, taitra tampoka zahay. Najanona kely aloa ny safosafo fa nahorina ny vola sady niaraka nivanitika. Tonga saina tampoka hoe aiza ny ankizy, hay efa nalefany tamin'ny mamanay ny ankizy ka Alahady mitsy vao alaina any. Anay roa irery zany ny trano nandritra ny weekend. Dia nitohy izany ny revinay roa tao. Nitsotra teo ambony fandriana aho, novahany ny akanjoko ary nesroiny moramora.
Nesoriny ilay jupe fentiko miasa, nesoriny ny silipo ary tena efa mando tanteraka aho. Nampidiriny moramora ny azy, nampiditra vitsivitsy fotsiny dia tonga. Angamba ela loatra ilay vadiko nampifilaiko fa tena nitosaka be ny azy ary tsy naharitra firy akory. Tsy niandry ela akory anefa fa tonga dia notohizany deuxieme tour. Zaho moa mbola mando, tany anatiko mbola feno ny anazy vao nalefany tany ka nalama be. Nivadika 4 pattes, zaho teo ambony.... tsy tsaroako intsony hoe naharitra hafirina fa teo zay
Faly aho, nanenina kely kizitina lava tamin'ny vadiko anefa soa iany fa tsy nanao vava ratsy taminy mihitsy na efa kivikivy aza.
Sabotsy zahay roa tao antrano, nahandro sakafo natsiro be. Alahady hariva naka ny ankizy dia nitondra azy ireo nivoaka kely. Dia zay ilay fiainana kelinay mianakavy ary tena anatra ho ahy fa niezaka mafy ny vadiko ary tsy fidiny azy ny nanjo azy.
- Créé par le 15/01/2021
- Connectez-vous
Ajouter un commentaire