Vous êtes ici

Cc e. Vevavy no manoratra, 25 ans amzao.
Efa ho avy iany ty le 26 ans fa de mbola vierge iany za e. Tsitako zay atao fa za tsy mety mahita olontiana kanefa tsapako fa tsy mety am saiko raha tsy mi-desirer na manana sentiment amle olona hiarahako manao sexe voloany za. Tam réveillon teo nisy bandy nikoty a tao am lay salle fanaovana fety. Nanao manjamanja sy lingerie a tamnio fa ohatran'ny hoe efa tsindriko mandry zany hoe hisy zavatra hiseho. Nifandray ny onde tao am bal dia avy eo niaraka tany am chambre zahay sy lay bandy. De nande ny préliminaires. Somary mamomamo moa za dia izy daholo no nanala ny akanjoko. Chemise kely sy slim no nanaovako de nanomboka nesoriny tsikelikely ilay chemise. Avy eo norohany ny tendako dia nalany tsikelikely ilay soutien. Manify kely moa lay soutien nefa izy maika be de rovitra kely. Norohany ny kiboko, de niverina teo am lohanonoko izy. Anisan'ny fantasme ko io ilay mi-sucer nono io kanefa somary kivy ihany aho fa tsy tena ilay sensation noreitreretiko nony tena tonga ilay izy. Mbola tsy mino iany ny saiko hoe tena ho raikitra tokoa ilay izy androany. Notohizany tany am kiboko ilay oroka, nanakaiky ny patalohako. Avy eo nalany moramora ny patalohako. Tsy niandry ela izy fa nalany koa ny string nanaovako. Teo vao tonga saina aho hoe tena androany zany lay première fois... Nanomboka nikitikitika ny clito ako izy dia somary menatra aho satria dernier jour ny règle ko io andro io. Dia nolazaiko taminy hoe tsy mampaninona anao ve. Tsy namaly izy fa norohany avy hatrany ny f o r i k o. Nabomboka nankafy aho dia somary niala izy hampiditra kapoty. Tsy haiko hoe am fomba ahoana fa toa lasa nivadika tampoka aho ninono ny l a t a k a ny. Mihomehy irery aho mahatsiaro anty episode ty satria somary gaga aho eo ampinonoana azy hoe kay ohatran'ny siligaoma ny consistance anilay b i b i t i n y. Kay ilay izy efa nifono k a p o t y. Hahaha. Nisy fotoana tsapako te hiala izy nefa za nitsetsitra mafy, de farany tonga ny azy. Raikitra ndray ny safosafo sy oroka. Nolalaoviny am tanana ilany ny clito ako sady nitsetsitra ny nonoko izy. Fa nony handeha hampiditra amzay dia henoko narary kely, dia niemotra aho. Dia farany moa najanona mintsy.
Za moa tsy sahy niteny taminy hoe vierge aho sady izahay tsy nifankafantatra akory fa saika hanao ditra fotsiny aho hoe te hanao rapport s e x u el amzay. Nandritra ny 3 volana zay tena reko hoe te ho caliner na be za. Te ho safosafoina. Matetika moa za mi se masturber, fa tena tsapako hoe ilay kitihana bandy mintsy no tsy ampy aliko, ilain'ny vatako.
Rehefa tsy nety aho dia natory zay. Nosakambininy avy ao ariana toy ny sotrokely, hoy ny filazan'ny vahiny. Ny olana ndray, miesona be ingahy rainy, dia tena tsy nahita tory aho. Sady bediabe ny zavatra nandalo tao antsaiko niezaka ny handevona ny zavatra vao niainako teo. Sy ilay vatandehilahy "nu" misakambina ahy avy ao aoriana.
Hany ka lasa nanao crise kely aho saika tsy avy niaina. Niala tao ampandriana aho dia naka rivotra teo andavarangana. Dia avy eo niverina natory. Nony efa hadiva maraina tam 4 teo dia henony angamba aho lay tsy mahita tory, dia hoy izy hoe ao ateriko mody ianao.
Nangataka hihaona tamiko izy ny ampitson'io fa tsy nety aho. Tsy nihaona intsony izahay hatreto.

Za moa zany lehibe tsy nisy ray ary notaizan'ny dadafarako sy nenifarako. Hatramin'ny kely dia tsapako hoe nanana desir ho ahy zany io dadafarako io. Anisan zavatra tena nanaitra ahy tam za 8 taona izy ni insiste ny hampandro ahy dia elabe izy manasa ny fivaviako. Tam za 13 taona nataony french kiss dia tena natahotra be a tamzay satria nenifaranay tao am efitra ambadika. Tena tsy nahazo aina a tao antrano safosafoiny foana matetika. Tena tsy nety nino anefa ny saiko hoe dadafara ve de hanao anzany fa mety zay ve no fitiavandray? Lasa nanana doute foana aho ary sarotra amiko ny matoky sentiment ana lehilahy, hany ka raha vao misy lehilahy mikoty dia ny reaction ako voloany na hoe za ve de tena tin'io fa blague fotsiny zany, na hoe za ve de mendrika iaraka amnio. Hany ka de nolaviko foana izay mba nikoty ahy. Nisy abus maro niainako tam fahazazako tsy ho voatantara eto daholo. Fa zay abus zay mahatonga ahy tena matahotra haheno marary physiquement sy émotionnellement. Hany ka raha vao hoe marary lay manao s e x e voloany de tonga de niemotra aho.

Mba ilako torohevitra aminareo hoe inona no tokony ataoko ialako amzay tahotra zay? Ny tany antsaiko hoe zakan sipakely 16 ans ve de tsy vitako, kanefa refa tena tonga tokoa lay izy de natahotra aho. Sa ve oe satria olona tsy tiako no niarahako no nahatonga ahy natahotra. Raisiko daholo zay commentaires nareo.

Par : namana_mpitsidika
slm e... n problema anao
slm e... n problema anao voloan d ts vatana marary, fa saina na psychologie marary.... zakan 16ans v d ts ho zakanao? tena marina... rah resaka vatana d tsis atahoranao... fa ny sainao mihintsy no mila tsaboina sy alamina tsara satria tena mbla mis sequelle b ilay nahazo anao taloha...ary otran azoko tsara mihintsy ny mahazo anao... ts ho sitrana moramora nefa le iz rah ny fahazoako azy....rah ts tena misy appuie psychologique ivelany manampy anao... any andafy mo efa misy dokotera sy service manokana manampy olona voa otranao...fa aty madagasikara dia tsy maintsy mila namana tena mahatoky sy mahafantatra ary mahay manampy anao hiala am zay vokadratsy taloha izay. fa rah ts manao izay ezaka izay ianao d ho voa mafy hatram farany....ny olona tsara nefa efa miha-sarotra tadiavina....courage e
Par : Vierge
Namana_mpitsidika. Misaotra
Namana_mpitsidika. Misaotra anao e. Aty Egypte a no mipetraka de efa misy psychologue sy sexologue manaraka. Fa mba tiako ho heno ny perspective an'ny olona hafa, dia zay no antony fizarana nataoko. Mpamaky ny experience an'olona eto am forum aho dia tena nanampy be ana zay satria tena tsy nisy zava-pantatro momba izany sexualité izany taloha, ary tsy nisy nampianatra ahy koa. Za koa moa sarotra be tamiko taloha ny mi s'ouvrir amin'olona taloha noho ny trauma nahazo ahy, hany ka tsy dia nisy namana firy. Na dia nisy namanamana teny iany dia tsy sahy miresaka s e x e sy fitiavana zany aho, indrindra tany am université fa toa lasa henatra ho ahy zany lay tsy fananako experience sy tsy fahasahiako amin'io lafiny io. Kanefa tsapako be amzao hoe tsy te hiaina fiainana vide be ohatrizany intsony aho ary vonona iezaka na de mety o mafy aza vao tonga amzay iriko. Sarotra amiko koa anefa ilay mitady namana aty ivelany, misy racisme sy difference *******turelle be. Tsy tia mainty hoditra ry zareo Egyptiana.
Par : Razaf
ny saina mihitsy no mila
ny saina mihitsy no mila amboarina , zay ihany vahaolana ! rehefa milamina ny saina de miala ny tahotra
Par : kotomena
Courage ndri fa io niainandri
Courage ndri fa io niainandri io no atao hoe "Peur de l'inconnu". Le marary @ voalohany ihany ko normal @ vehivavy satria eo vaio vakiana ilay atao ho "imaine". Arakaraky ny hahazoana taona no mampaharary an'io voalohany io. Ny fidirandri @ R.S manaraka eto vao tena ankafy ndri. sady tsy marary intsony @ izay.
Par : Anonyme
*hymen fa tsy imaine
*hymen fa tsy imaine
Par : cc
tena virijina marina enao
tena virijina marina enao matoa sahy tonga eo mankasitraka!
Par : Anonyme
tena virijina marina enao
tena virijina marina enao matoa sahy tonga eto -- mankasitraka!
Par : namana_mpitsidika
tena soutien psycho no tena
tena soutien psycho no tena ilainao.....n vatana manaraka oaz..... mitadiava psychologue hanampy..... na namana confident na sur net ar....aza mandefa sary... hiihihihih.... sinon pour pincette kely....gode andramana d mankafiza tena rery ao d hita eo ndray e.....
Par : mba_te_hiteny
Mitovy @ cas an ny vadiko ny
Mitovy @ cas an ny vadiko ny nihainanao, izy koa nipetraka t@ dadatoany toa anao, ary dia no agresseny fohin ny fahakely , nataony atouchement. Izy indray tena tsy tia miresaka sexe mihintsy ary izahay efa nivady, efa 26 ans izy zay vao nanao firaisana voalohany. Ary somary gaga ihany aho fa nivelatra ihany izy teo @ io lafiny io noho ny tao anaty fanambadiana, lasa épanouis sns ... Saingy eo foana ilay tsy tia miresaka sexualité , na amiko aza. Betsaka mihintsy ny zavatra tsy hainy momba anio na @ zao aza. Rehefa eo ampanaovana eo izy vao miteny oe ataovy an izao na izao de izay no nitondranay azy. Marihiko fa efa nanana sipa afa izy talohako saingy tsisy lasa alavitra noho io tahotra io. Fa ny olana dia ito: raha taloha izy tena tsy mi s'attaché @ lehilahy mihintsy, @ zao au contraire, lasa possessif loatra ka lasa miteraka olana be fa tsy afaka ho detailleko eto . Ny tiako tenenina dia oe, ny resaka sexualité mety tsy de ho olana une fois enao tafiditra @ io lafiny io, fa eo @ ara tsaina mila manantona psychologue ihany raha possible , raha tsy possible moa de hitako oe ny fahatsapatena ny problème anao, sy manao travail sur soi dia efa zava dehibe. Fa misy conséquence @ fanambadiana sy fomba fitaizana ilay izy raha miheritreritra ny anambady amanjanaka enao. Mampalahelo ny cas anareo fa dia mankahery anareo izay mitovy cas @ io eh.
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 1 jour 21 heures
A rejoint: août 1, 2018
Tena tsapako ny zavatra
Tena tsapako ny zavatra iainanao. Mitovitovy taminao mihitsy ny niainako. Mbola 6-7 ans teo aho no olona iray tao anaty famille-ko akaiky no nanery ahy hi-sucer ny ziziany ary taorianan'io isaky ny mihaona amiko en famille io lehilahy io dia manome vola ahy sady mampitandrina ahy ankolaka tsy hitantara any @ fianakaviana. Asa ve mety saika no-violer-ny aho t@ zay fa tsy nanam-potoana izy ? satria sady havana izy no mifanelanelana 20 m fotsiny ny tranonay dia iray tokotany mazava ho azy. Fotoana farany nanomezany vola ahy, izaho efa nisipa t@ vadiko dia voairaka ho any @ biraony izahay dia nasaiko niandry tao ivelany ilay sipako, vao tonga tao @ biraony aho dia namoaka vola 10000f******* izy ho ahy fa avy dia natsipiko teny @ tany sady nalaiko ilay zavatra nanirahana ahy dia nivoaka aho. Teo @ 12 taona teo indray raha nandeha irery nandalo an'Ambondrona iny aho (Tadidiko mihitsy ilay toerana) nisy elakela-trano izay fandehanan'olona maro be no nisy lehilahy teo @ 18 ans teo zareo raha ny fitadidiako nampiresaka ahy ary lasa raha ôtrany hypnotisée aho fa nanaraka an-dry zareo fa nolazainy fa misy zavatra hampitoindrainy ahy ho an'olona fantatro, rizareo anefa tsy fantatro. Nony tonga tao anaty trano dia fandriana no hitako teo, karazana fandriana fatorian'ny magasi-na karàna ireny. Nasainy nipetraka teo @ ilay fandriana aho dia nanomboka nanala pataloha ny iray @ zareo. Ilay n******* no tsaroako nanontany hoe fa inona ity ataon'la ity ? dia nifamaly rizareo dia otrany tonga saina tampoka aho hoe inona no ataoko eto ? dia nanararaotra aho nandositra, moa rizareo mbola nifanditra tao dia mba hitako ihany ny làana nivoaka avy tao. Ireo tantara anankiroa ireo dia tsy sahiko notantaraina na t@ iza na iza raha tsy efa nanambady aho ary ny vadiko no namoahako ilay secret. Nohafarako fotsiny izy hoe aza miady @ ilay olona anaty fianakaviana satria hiteraka korontana ilay izy. Tranga farany kosa dia azo atao hoe efa niomana ny saiko hoe hanao indri androany satria bandy mahataratara ny sipa maro tany am-pianarana no nikôty ahy dia nekeko koa na dia efa fantatro aza fa tsy izaho no voalohany niarahany tany am-pianarana ary tao @ kilasiko aza nisy sipa anankitelo ankoatranà efa niarahany ary tsy ampy 1 semaine dia nanao taminy daholo na mbola vierge na tsy vierge intsony ireo sipa ireo. Izaho moa mbola vierge t@ io ary vao 17 taona. 1er samedi niarahanay dia nentiny tany an-tranony. izy zanaka lahy tokan'ny ray aman-dreniny. Nijery video tao @ salon dia nifanorokoroka teo, nifampisafosafo ary dia nentiny ho any am-pandrianany. Efa samy niboridana tanteraka teo sady tsy nahatohitra mihitsy aho t@ io andro io, tsy azoko hatr@ izao isika miteny izao ny antony, fa dia nampidiriny tampoka ny patalohany dia nasainy nampiditra akanjo koa aho. Notohizanay hatr@ farany ilay film nojerenay dia nateriny nody aho ny harivan'iny. Niaraka madio fotsiny izahay nandritra ny 2 semaines dia nisaraka avy eo. Tsaroako tsara indray andro sambany nankany @ logement universitaire nipetrahan'ny vadiko aho (Mbola sipako izy t@ io) dia nianatra nanao révision avant examen izahay, nony harivariva nitohy orokoroka sy safosafo ary nitohy fifanalana akanjo koa, saingy tsy mbola vonona aho ary noteneniko taminy io hoe tsy mbola vonona amin'izany aho; Tsy sarotiny izy fa noteneniny aho hoe hiandry ny fahavononako izy fa tsy hanery ahy. Ny tena marina dia tena mbola ni-traumatiser ahy hatrany ireo tantara teo aloha niainako ireo raha vantany vao nahita ilay filahian'ilay sipako aho sady ngeza be koa en plus ny an'ilay sipako ka lasa nisy sakana ho ahy izany. Nandeha ny fotoana, mbola nisaraka indray izaho sy io sipako io noho ny antony hafa ary naharitra 3 volana teo izahay tsy nifandray hafa-tsy t@ telephone. Fotoana nakako saina io nisarahanay io satria tsapako ny fitiavan'ity sipako ity ahy, tsapako ny faiblesse-ny izay acceptable tamiko ary tsapako koa ny fahavononako hiditra relation matotra. Tafaverina niaraka izahay ary 2 andro taorian'izay angamba dia noteneniko azy ny fahavononako hiditra @ firaisana ara-nofo dia nataonay tokoa tsy nisy herinandro taorian'izay. FIjeriko raha mamaky ny tantaran'i Vierge aho dia mila manana olona atokisana ianao, mila olona sady tia anao no tianao no mahay mihaino anao. Tena marina tokoa hoe tsy tsara angamba raha n'importe qui no hanaovana an'io voalohany, eny na dia hoe possible tsy haharitra koa angamba, fa mba misy reciprocité tsara kosa eo aminareo. Ny ideéal indrindra dia hoe izy no hiara-dalana aminao mandra-maty saingy iza moa isika no hamantatra ny ho avy ? Courage ndri, sady any aminareo mbola tantara hafa koa ilay fahasamihafàna, aty aminay koa misy saingy misokatra kokoa ny olona raha oharina @ any aminareo

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.