Vous êtes ici

Ny tsy fahavitana DEVOIR A LA MAISON dia tena mampisaraka , betsaka ny olona misaraka vokatra io zavatra io , na dia tia anao aza olona iray , fa rehefa tsy mahafa-po sy tsy mahazo fafinaretana izy miaraka aminao dia misy zavatra banga any aminy , tadidio izay .
Betsaka isika manome tsiny rehefa misy olona mampirafy. Eny , ratsy sy tsy tokony hatao ny mampirafy , fa saingy misy antony ny mahatonga olona iray mampirafy, anisany antony lehibe iray dia io tsy fahavitana tsara io DEVOIR A LA MAISON io , de voatery mitady olona hafa izay heveriny fa mahafehy io matière io izy
Tanteraho ny adidy , ary tsy vitany tanterahina fa ataovy tsara antsakany sy andavany , fa rehefa mahavita tsara DEVOIR A LA MAISON ianao , dia tsy te hiala anao izany izy , n'aiza n'aiza alehany , tadidiny foana ny zavatra nataonao anazy . Izay mahatonga isika gaga misy olona heverintsika fa tsy beau couple nefa mifankatia be , tsotra be izany , mahavita DEVOIR A LA MAISON tsara ilay olona miaraka aminy dia lasa tamana izy.
N'iza n'iza ianao fa io zavatra iray io dia itovizan'olona rehetra , mahalasa adala olona io , avy amin'io avokoa ny zavatra tsara sy ny haratsiana rehetra . Ary io ny zavatra iray tsy mba miala ao antsain'olona isan'andro
Fehiny : RAHA TIANAO HO TAMANA AMINAO NY OLONA IRAY DIA TANTERAHO TSARA NY DEVOIR A LA MAISON .

Par : zo
izany mihitsy
izany mihitsy
Par : Anonyme
mbola be devoir fona zany
mbola be devoir fona zany mandramaty e
Par : kkk
iza no tsy mba manao devoir
iza no tsy mba manao devoir reny mits atran ampianarana hahaha
Par : pi
fa inn le devoir e
fa inn le devoir e
Par : po
fa i pi ty ve mitapy tay e
fa i pi ty ve mitapy ******* e
Par : Kotomaditra
Misy marina ny an 'ny tompon
Misy marina ny an 'ny tompon'ny sujet , isan'ny maharava tokan trano ny tsy fahavitana devoir,ary mitarika hitady any ivelany ,fa rehefa natao ny fandinihana dia ny vola no anisan'ny mitana toerana lehibe ,amin'ny fanitsakitasahana ,misy koa te hahalala sy te hanao fiainana tsotra izao ,miaraka manketsy sy mankeroa ,fanitarana fahalalàna sy ny sisa .e,Ohatra nisy rahalahiko ,manan katao ry zareo ,fa ny an leiry tsymisy hafa tsy miasa ,mody ,manalehibe ny ankizy ,mikarakara tokantrano ,fa an koatra izay dia nofy izany,any ka lasa Razaobavy ,nitady hafa ,tany izy nahita zavtra maro be toy ny restaurants ,hotels de luxe ,vacances à la plage ,ny cadeaux amin'izany tsy ferana ,ny tiako hahatongavana dia lanjaina daholo ny zavtra rehtra mba tsy hampivaona .
Par : gasylahy
ENTRE UN COUPLE QUAND LE SEXE
ENTRE UN COUPLE QUAND LE SEXE VA - TOUT VA
fiber_manual_record mj78
Dernière visite: Il y a 1 month 1 week
A rejoint: août 7, 2020
hamaly aho. vehivavy no
hamaly aho. vehivavy no manoratra. efa 20 taona nihaina ny atao hoe tokan-trano. saingy tsy mba nahita fahafinaretana ara-nofo fa zary lasa adidy ihany. nihitatra ny saina ka nifanojo tamina olona iray,tsotra, maotina raha jerena ivelany kay rehefa teo am-pandriana tena .........mahay lery e. tafalatsaka tanteraka aho,tsy mahafoy azy,ary te hiaraka aminy foana. na ny saiko aza vao mieritreritra azy dia efa mando be aho ,mafana.....ankehitriny anefa voatery najanona ny fiarahanay . fa mahatsiaro azy foana aho,mila azy ny vatako....any ialahy izay ry julio
Par : Julio
Za koa ngôma anla lesy chérie
Za koa ngôma anla lesy chérie a! milay be le revintsika
fiber_manual_record mj78
Dernière visite: Il y a 1 month 1 week
A rejoint: août 7, 2020
tsssss julio
tsssss julio

Pages

Ajouter un commentaire

7 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.