Vous êtes ici

Salama tompoko,

Misy vehivavy Malagasy mipetraka aty Dubai ve ato, raha misy de ndao mba hihaona sy hifakalala

Par : fa aona
Za mahalala vehivavy ao Dubai
Za mahalala vehivavy ao Dubai ary tena manana ny fiainany tonga lafatra fa angamba tsy dia hoarebirebin'la @ resaka toy izao. Manambady aman-janaka sady miadana am-panambadiana tsara. Tsy zaka angaha ny hafanana any le ?
Par : fyy
za mipetraka tana , tsy mety
za mipetraka tana , tsy mety ve
Par : Fa aona aona
Tsy azoko mintsy ny valiten
Tsy azoko mintsy ny valiten'ny sasany...nga tsy mazava io Fanontaniana io? Sarotra be @ sasany ve ny tsy mamaky fotsiny refa tsisy idirany sa le fisainana Poundry dory mbola raikitapisaka e?
Par : Fa aona aona
Valin'le commentaire ray
Valin'le commentaire ray voaloany io so gaga le topon'le sujet. ***tsy mamaly
Par : fa aona
Rubrique sexualité eto:
Rubrique sexualité eto: Mitady vehivavy any Dubai izy. Fantaro fa raha misy vehivavy gasy any Dubai dia satria na izy manana ny asany sy maha-izy azy any, na izy manana fiainana tsara be any. Mahalala maromaro aho manko ary ny gasy any dia matetika mifankahalala daholo ary tena ilay manana ny maha-izy azy daholo. Ka ho nofinofy ho an'ilay mpanao sujet ny hahazo any. Tsy mitovy ny vehivavy miasa any Koweit na Liban raha oharina @ vehivavy any Dubaï. Malalaka ny fanehoan-kevitra. Manampy an'ilay moandefa sujet aho mba tsy ho vizana hiandry eto fa mba zavatra hafa ankoatr'izay antenaina raha any Dubaï
Par : rabidy
oay l/e/l/e/n/a fa inona koa
oay l/e/l/e/n/a fa inona koa ny an'y "fa aona" ty. Nga moa refa manana ny maha izy azy dia tsy miodina. Reny ary ny tena tompon'ny fiodinana. Ialahy no mbola tsy nahazaka sipa milliardaire dia tsy ao antsain lah mits oe aona ny feeling n reny. Aza manao préjugé izany ra mbola tsy mafantatra... Elah karazan le bandy resy tsy miady
Par : fa aona
Rabidy: Aza mitsara eto aloha
Rabidy: Aza mitsara eto aloha elah satria tsy hain'la ny fiainanay. de mba miandry aho izany @ le hoe nahazaka Milliardaire avy tany Dubaï mba tantaraina eto. Hahaha...
Par : Rabidy
fa aoana >>> hain lah kay hoe
fa aoana >>> hain lah kay hoe tsy tokony ifampitsara nefa ialahy avy tonga dia mitsara ny sasany . Miandry tantarany aventure nledala zan. Zaho manokana aloha efa maro ny vitako raha hoe resaka sipa deba izany (na gasy na vahiny).Ary ireny no tena ananako fantasme...

Ajouter un commentaire

3 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.