Vous êtes ici

Bjr, tsy aiko rh efa nis tato ity lohahevitra ity fa mba liana fontsina izaho,Mba tantarao oe izay efa nanao SN, dia rh mbol asian an ireny ve amizao fotoan dia mbol mety,rh ny fahallako dia oe tsy afak manohy fianaran eny @ ambaratonga ambon rh tsy mahavita SN, marina ve ?

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
efa nisy nanao Service National ve?
ie, t@ andronay, tsy tafiditra t@ université ra tsy mavita SN,t@ zany ko tsy nisy afa-tsy ny université de madagascar irey, ny taux de réussite t@ bacc t@ zany zara ra nisy 6 ŕ 10%, anisan'ny fitaovana namotehana ny tanora ny SN satria t@ zany herintaona tsy mianatra fa manao formation militaire 3 mois, de miasa (mampianatra ny illetré, na any @ CEG, na miasa any @ bureau administratif..) de harefesina ny saina e, refa tafiditra @ université @ zay aveo, ra 2000 ny isan'ny 1čre année, zara ra misy 200 no mi passer 2čme année. Simba mitsy ny tanora ra mbola nitohy io, t@ 2čme république manko no tena nisy an'io, fa vô nanomboka niha rava io 2čme république io d io SN io no nofoanan'ny mpitondra voalohany vô tafakatra teo ry Razanamasy
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
efa nisy nanao Service National ve?
Za koa nanao SN tamin'ny 1987 fa tsy hitako mihintsy izay naharatsy ny SN. Nanova ahy tanteraka aza satria izaho dia olona tena farak'izay sarokenatra taloha, sady tsy sahy miseho vahoaka izany. Fa nony tao @ SN za dia niova tanteraka, ary ilay nandeha nipetr-drery tany @ ilay toerana nanaovana service aza dia nanova ahy satria lasamahavita tena aho . Izahay nanana mpanampy an-trano foana taloha.
Niditra teny Ankatso aho t@ 1988, dia taty aoriana dia nahavita fianarana tsara, ary lasa lavitra noho ireo namako aza.
Fehiny: tsy sakana ho an'ny fahavitana fianarana ny SN tamin'izany. Raha tsy nanao SN aza angamba tsy nanana ilay fahamatorana nentina nianatra
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
efa nisy nanao Service National ve?
za koa SN 1988 ,nianatra tany Tana dia nalefan-dry zareo na nao SN tany Hell-ville ; mafy ilay niala tao an-tranon'ny ray aman-dreny fa nony a zatra avy eo; nampianatra olona namaky teny sy nanoratra ka fito ry zareo tamin'ny voalohany dia tsy nisy tonga intsony enimbolana taty aoriana ;lasa nandehandeha tany Diégo,Sambava, Antalaha ..izaho koa tsy mba mpandeha tapany avaratra tamin'izany fa zatra Tamatave, Foulpointe, Mahanoro... Faly ery nahita tany !nisy vazaha nanao vacances niaraka nizara taxi tamiko tany Fascčne dia niresaka dia niresaka ... nivady izahay roa taona taty aorina ,mananjanaka 20taona izahay izao ! raha tsy nanao SN tany aho tsy nifankahita tamin'ny vadiko ! mba tsetsatsetsa tsy aritra iny fa sao misy masiaka eo indray an!!tadidiko ireo hira miaramila , avy eo manao jery atrika hihi
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
efa nisy nanao Service National ve?
bjr dol, mis endrin tsara ihany zany SN fa tsy voatery lafin ratsin ?, dia rh mbol mis ve @ zao dia mety mbol mety,
nampianatra ny illitré mou zany no tena natao, sa manao zavtr haf mihintsy, dia le izy ve tamin zany zay afak bac rht no tsy maintsy manao sa ze mbol te hanoy fianarana,
liana ny tantar fa mba zarao o,

Misaotra eh
fiber_manual_record $ongomby
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 17, 2017
efa nisy nanao Service National ve?
SN 85 tao ampahibe (Génie) zaho fa ny rq hitako dia nahay niaina kokoa ny olona avy nanao SN. Efa nahazo traik'efa. Mahay miaritra ny mafy, mahay mandefitra sns e. Nahatsiaro nahazo tombony satria nahavita adidy t@ firenena. Tsy voatery illettrés ihany no ampianarina fa saika isaky ny sekolim-panjakana rehetra dia nahitana anay. Nahazo fiofanana pedagojika ka tsaratsara kokoa ny fampianarana nomena raha oharina @ FRAM izay Bepc na misy mihitsy aza Cepe no diplaomany.
fiber_manual_record Chauffeur taxi ...
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 18, 2017
efa nisy nanao Service National ve?
Za tamin'ny nanao SN vao nahay tsara ny Table de multiplication.
Izaho irery no niala tao an-tranonay nanao SN tany amin'ny Province... Dia telo miaka izahay no niverina tao antanana rehefa vita ny famopoampirenena ivelan'ny tafika.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
efa nisy nanao Service National ve?
Isan'ny nanao SN classe 1987/1 nahazoana fahatsiarovana nahafinaritra ary fotoana iray namolavola ny toe-tsain'ny tanora.Nahafahana ihany koa nanome izay kely vita ho an'ny firenena.Izaho manokana tsy nahatsapa hoe nanimba ahy ny fanaovana SN ny mifanohitra amin'izany aza no hitako.Rehefa mahita ireo tanora amin'izao fotoana aho (na ny zanako ihany aza) dia miheritreritra hoe tokony haverina ireny zavatra ireny mba hanefena indray ny toe-tsain'izy ireo amin'ny fitiavan-tanindrazana sy ny mba hahatsapany ny maha malagasy azy.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
efa nisy nanao Service National ve?
Misy lafy ratsiny sy lafy tsarany daolo, côté positif : olona nanao SN mahay mihafy, discipliné, manaja hiérarchie...fa côté négatif koa betsaka : hafarefina ny saina tsy mianatra 1 an, de refa tafiditra 1čre année teny ankatso de betsaka no raraka, ankoatr'izay ny sivany t@ examen bacc, t@ reny fotoan'ny SN ireny tena selection be ny nahafahana bacc, tsy mitovy @ zao, tsy haiko na côté positif na négatif fa nandritry ny SN ihanay koa no nahaizana fitiavana voalohany (amour sy sexualité), na lahy na vavy, betsaka ny samy SN no nifankatia, misy koa ny ankizivavy no misipa @ encadreur militaire, ny tany @ toerana nanendrena hiasany moa de tsy hay intsony. Mety ho tsara ihany anefa ra averina @ zao satria ny tanorantsika reto koa hitako fa mila ahitsy satria tsy ampy civisme, tsy ampy fahaiza-miaina, bedebe ny lesoka hany ka hitarika ny firenena any an-kady atsy ho atsy, nefa mila arenina koa ireo côté négative vôlaza eo aloha ireo
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
efa nisy nanao Service National ve?
tsy tokony ho arafesina ny saina fa maika aza manana maturité fa nomena andraikitra. Zay nanomana concours de mianatra ihany rehefa any antrano. Nanao faradoboka nitovy tamin'ny ankizy hanomana bac mihitsy aza satria nanao concours hidirana EN3.

Nilay ny ambiance tamin'ny formation an.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
efa nisy nanao Service National ve?
SN ? za lu nanao sn fa tsitako oe nis côté négatif tamiko. ilay tsy nianatra 1 an ngamba nefa fier koa aho satria afaka nanompo firenena sy nitondra ny contribution keliko oan tanindrazana t@ alalan fampianarana t@ CEG. Manana fiainana milamina aho ankehitriny, voninahitra ho an'ny Tompo Jesoa. En fait, ny toe-tsaina iany no mitondra an'io ngamba @le oe manimba na tsy manimba. Fa izay tia revy alu d possible manimba fiainany @ SN noho izy libre be tampoka, na tsy eo anilan'ny RReny noho ny service d manararaotra. nefa n hoaviny iany no tonga tsy lavorary @zany. fehiny : amiko tsara ny fiverenan'ny SN mba ampandraisana andraikitra ny tanora, fa tsy atao obligatoire toy ny taloha kosa fa au choix. Ary asehon fanjakana ny soa azon'izay manao sn par rapport @zay tsy manao. tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy iny.

Pages

Ajouter un commentaire

3 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.