Vous êtes ici

Efa tato ihany inty sujet inty fa nisy namafa.Atomboko ary:Tonga tao an-trano za avy niasa d nanontany anŕ ilay olona teo an-tokontaninay hoe "tonga ve ndry?" d novaliako hoe "a a a, mbola tsy tonga za" tonga d tezitra be lay olona (efa hita zao fa efa io tonga io koa mbola hanontaniana ihany hahaha).Azoko tsara hoe mety mampatezitra lay valinteny fa mba mananihany koa e :tape:tape

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
Mbola misy koa kay:

Nanontany an'ny mamanay za hoe "tsy hitako lay short-ko fotsy" d tsy taitra mitsy izy namaly anŕ hoe "fa natao taiza??" kkkrrrr

(efa hoe tsy hitako
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
Tamin'i zah nanana taxi dia nanontany an'ilay chauffeur hoe "aiza ianao izao?"
Tsotra ny navaliny ahy : "Ato anaty fiara aho" hoy izy.

Nefa ny toerana nisy azy sy ilay fiara no nanontaniako.

*-*Nivonto ny foko tamin'izay.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
Olona mameno fiche momba azy tao @ birao iray. Izy tsy manoratra fa ilay mpiasa no mameno ilay taratasy momba azy @ alalan'ny karatra entiny. Tonga eo @ ilay adiresy dia hoy ilay mpiasa: "aiza ianao no mipetraka".Ny valiny: "any @ rafozako". Tokony adiresy no ho lazainy.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
Ty koa tamin'lay sujet taloha:

Nividy yaourt maison reny lay bandy d nanontany ilay mpivarotra hoe: "Hohanina v" ? d namaly le bandy hoe "a a a atsipitsipy eraky ny arabe"
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
Andeha hiantsena aho fa tsy tadidiko ny nametrahako ny porte monnaie ko,nanontany ny vadiko hoe "inona no tadiavinao? " dia hoy aho hoe "ny poketrakeliko" dia ozizy hoe "atao inona???":-hum

Grrrrr
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
Ity njay misy hafa koa

Nirahina nividy trondron-dranomasina ilay cousin-anay izay, tany lery efa ho adin'ny telo be zao, ty taga avy any niverina tsy nitondra n'inon'inona.

Fa aiza ilay trondro?????, hoy ny Reniny
-Tena efa noteteziko daholo ny quincaillerie ry Neny fa tsy nahita trondro za a
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
1) A: Nibip i anona teo.
B: D ahoana hoy izy?
A: ?????????


2) A: Maty hono i anona.
B: Maty ahoana?
A: ?????????
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
tao @ WC za ndray andro d adinoko ny paps d nantsoiko le zandry kely tato antanŕna oe itondray taratasy za oa d ozy lery oe atao in ono taratasy
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
Latsaka b za < kotonandra >
Raha za zany d novaliako hoe "Hamonosako mofo " hahaha mdr
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
tsisy valiny:::
- hatreo @ handrina foana ny faritry ny tarehy
- masisosiso kosa ny serviette rehefa tsy misasa e. Indrindra rehefa tsy mahazo tanin'andro. Andramo anie ny anao e.
- Hrofona kely isaky ny avy mifitra dia rehefa tsy misy intsony zay vao ajanona.

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.