Vous êtes ici

Efa tato ihany inty sujet inty fa nisy namafa.Atomboko ary:Tonga tao an-trano za avy niasa d nanontany anŕ ilay olona teo an-tokontaninay hoe "tonga ve ndry?" d novaliako hoe "a a a, mbola tsy tonga za" tonga d tezitra be lay olona (efa hita zao fa efa io tonga io koa mbola hanontaniana ihany hahaha).Azoko tsara hoe mety mampatezitra lay valinteny fa mba mananihany koa e :tape:tape

fiber_manual_record limonade
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 18, 2017
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
t@ za mbola 8 taona tany ho any, dia nomen'i Dadabenay vomanga efa masaka aho, izy amin'io falifaly ery nanolotra an'ilay vomanga. Izy anefa tsy mpanao an'izany mihintsy. Dia gaga be aho sady nanontany hoe "atao inona inty Papa ??"

Sady tezitra izy no nirintona be namaly hoe " Hifirana "
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
dé mba trerika tokoa ty ddb nareo zany an
fiber_manual_record Aventurier2
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: août 18, 2017
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
Sady mampiakatra, hahahahaha mba hanomezana sotro kely azy nefa izao ny antony!



Par: Emma32
Date: 25 aoűt 2017 - 17:27

Ty koa tamin'lay sujet taloha:

Nividy yaourt maison reny lay bandy d nanontany ilay mpivarotra hoe: "Hohanina v" ? d namaly le bandy hoe "a a a atsipitsipy eraky ny arabe" marteaumarteau
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
- fafao ho'aho io tokotany io!
- Tsisy kofafa anie ao madama
- fa aiza le tao?
- simba, tsy mety intsony
- fafao @ volon-dry ary e!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
-atao photocopie couleur ve?
-a a a ataovy noirs et blancs, (fa angaha tsy noir fotsiny?)

-fa io lalana io ve fiakarana sa fidiana e? :-? :-?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Fanontaniana hafahafa = valiny adaladala
- Andao fa maika e!
- Mbola mitady ny soutien-ko za e!
- fa maninona anefa zao raha tsy manao soutien ianao, tratra kely tsy hita io akory?
- Koa maninona koa ianao raha tsy manao silipo? samy kely ihany...
Par : Anonyme
A: aiza le zavatra mipetraka
A: aiza le zavatra mipetraka teto ? B: << ato ampaosiko
Par : llsmff
[f°112 [89]]
[f°112 [89]] Chaque texte de l’Œ est donné deux fois __ Myst et Dr., Dr et myst. ne sont que même chose retournée et présentant l’un en dehors ce que l’autre cache en dedans. Dr. les personnages en dehors et Myst. en dedans
Par : kolety
ary le manome frais an
ary le manome frais an recevera dia efa 500ar no atolotra mbola hoe miala firy? de oz za hoe miala 10! sst be leiry aveo

Pages

Ajouter un commentaire

11 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.