Vous êtes ici

ZAVATRA naha wain anareo :ny ahy lay mandray tanana de lay olona tsy mijery akory de wain be enaomanao bisou fiarabana de ny azy 2 ny anao 3 lolmisy maloto ny oronao de tsis sahy mteny ny olona de reef itanao ilay izy vao mamisavisa oe iza avy ary no naita an iny zavatra misolitika be iny lol

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
WAIN
perv:
ny fomba fisainako mihitsy angamba no hafa, fa matetika misy tranga tsy mifanaraka amin'ny tokony ho izy ataoko, fa tena tsy hiasako saina, izany hoe tsy mahatsiaro tena aho fa oainina raha nanao ilay izy :)

Ajouter un commentaire

16 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.