Vous êtes ici

Ny zavatra tena tsy reveko amin'ny asanay saofera taxi zao de le ela mitondra client mpisipa ireny de misakoroka b ao afara ao izy roa nefa ela etsy tsy concentre @ lalana ale intsony fa any foana ny maso. ny sasany anie tena misy mahavita mifangarona ao miiitsy e.Ary ny anareo???????

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
Misy client efa mahasorena ny mandray azy, nefa ny asa dia tsy maintsy mandray client. Na dia betsaka aza ny mpiasa afaka mandray azy dia toa vao maika eto amiko foana no manatona izy, ny tena mo izany tsy te hitazona azy ela dia atao haingana le asa mba hialany eto.

Nony taty aoriana gaga ny tenako oe maninona ary ireto clients ireto no miady ho ato amiko na misy malalaka aza afaka mandray, dia mba nanontaniako ny iray, kay zareo miresaka oe atsy haingana be dia aleo ao.Tsy fantany oe tsy te hitazona ela no anaovako anzany kay vao maika nahazo raharaha.

Taty aoriana nitombo ny responsabilité -ko, mazava hoazy nitombo be ny asako fa tsy toy ny teo aloha intsony, fa mbola mandray client ihany ko. izay miditra ao amiko lasa fay daholo satria misy zavatra maro enjehana, urgent, phone, fiangaviana atsy sy aro,mitsangana tampoka ,..........nanjary elabe vao vita ilay fandraisana, mifosa indray zareo oe ela be ao amin'iny.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
Izaho izany dia sady manampy ny mpikaroka no mandray olona . Fa olona deba be na orinasa no teo anoloako , rendez-vous amin'ny Patabe ao ampiasana , efa mijoro eo anoloan'ny biraoko ilay olona fa hoe miandry kely fotsiny fa mbola mi-phone ny deba . Ilay sefo tsisy saina tonga avy any ,misosososo, mba ataovy fax ity , photocopie 30 ireto,haingana , haingana tsisy farany , fa novaliako hoe , machine no eo anoloanao ry sefo , afaka manao impression ve fa tsy mandeha ny azy , natsofony ny clé usb-ny teo de tsy hitany indray ilay fichier nolazainy fa nataony .....nokarohiny ......natomboka ny photocopie ,izy amin'izany mila ho lasa adala mimenomenona fa tsy hita ilay fichier ,nijery ahy ilay rangahy sady andeha hanontany fa tonga dia nilaozako ilay sefo fa nitondra ilay Deba aho ho any any amin'ny Patabe , fa hoy izy tamiko ,ohatr'izao foana ve ny ambiance ato aminareo!! nitsiky fotsiny aho .

Nony niverina tao amin'ny biraoko aho vao hoy indray ilay sefo , ary ianao tsy miteny hoe miandry anao anie iny olona iny . Tsy novaliako fa hoy aho hoe afaka ampitso i tena de hahita an'iny ary ahafantatra azy ,Satria misy fivoriana ataon'ny Deba maromaro izany miaraka amin'ny sefo dia ho hitan'ny havany eo .Za ve no diso hoy aho anakam-po.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
ny ahy ilay nepotisme sy favoritisme ty tena tsy zakako mitsy tao amle orinasa niasako taloha zay. vao tsy ela moa za no niala tao fa leobe.
namoronana poste daolo ny havany rehetra izay tsisy asa tany. misy anzany nozaraina telo ny secretariat: accueil, caisse, assistant de direction dia mbola misy premier sy principal sy assistan-ny ireo. ny poste de direction niampy 2 dia tsisy subalterne reo fa directeur fotsiny tsisy olona entina. midedaka fotsiny eran'ny tanana, mampiasa ny voiture de direction itondrany ny vady amanjanany miantsena any amin cora.

fa ny tena mapme indray mande, ndeh hinegoce vola tamina partenaire. dia izahay mpiasa mpanao anle izy hatrizay tsy nalefa tany fa ny solotenam-pianakaviana ihany no tany. vao niala tao amin birao ilay dossier dia efa hitanay fa nisy tokony amboarina fa zay tsisy niteny. tsy ho hainy ve ny manazava an'iny rehefa any, directeurs firy izy no any.
dia za foana no antsoinle responsable any amle partenaire satria za no mpanao anle izy taloha, tode alefako transfert ao amle soit disant directeur. tsy iasako saina fa avelako ho afabaraka any hitan'ny olona ny habadoany. izy koa tsy sahy manontany ahy fa menatra angamba dia zarako aza.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
Le tsy maintsy milefitra manaiky sefo no tena tsy voako mihitsy nefa tsy maintsy atao.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
protocole nama zany isaky ny hanao zavatra an, miandry approbation-n'izao karazan'olona rehetra izao isaky ny manao zavatra. De mist tsy mety hiaramiasa aminao raha tsy copie ny sefony. Avy eo nefa io sefony mi râle be fa oe be loatra ny mail voarainy, de inona ihany zany?

De be interdiction be, tsy mahazo mihaino hira (na écouteur aza), tsy mahazo mijanona ela eo @ machine ŕ café na rano (possible misy mi chronometrer par si fa be mpisolelaka be ao), tsy mahazo manao kapa na kiraro misy talon ny vhv...farany tsy hahazo hi-respirer
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
miasa jour férié na sabotsy na alahady
tena tsy milay
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
Tsy milay ilay terena hiasa
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
Ny ahy indray ny miasa mihitsy no tsy tiako: tsy mba mety milatsaka fotsiny avy any an-danitra ve ny vola?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
hi!hi!hi
kely sisa enao de ho deba, ary mety efa deba ngamba.

reny mantsy no tena tsy miasa sady tsy tia miasa, ny hafa foana no ampiasainy
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Zavatra tsy mampilay ny asa.
Ninay ato ko makamo be. Nanao evaluation zay tato de tsy aiko oe maninona anle sefo ah fa isan'nadro izy tsy miteny oe mety na tsy mety de ary amin'ny évaluation ary izy no miteny oe misy tsy mety ny ataonao. Kivy be a satria ny naotiko no ambany indrindra tato amin'ny ekipa. De ny mahagaga , nande congé fin d'année lessalopes isany de za no nanaovany passation fa tsy le olona lazainy fa mahay miasa reny. Mbol ho avy ny anjarako fa tsy ho simple mpiasa fona a eh.

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.