Vous êtes ici

Inona kay no masque tsara amin'ny tarehy? Naturel an! d ahoana no anaovana azy? Misaotra

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Masque atao amin'ny tarehy
Masonjoany, sady tsy mifidy odi-tava io! ahositra 15 ŕ 30 min eo ho eo! sasana amin'y rano matimaty avy eo! Afaka atao alohan'ny hatory!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Masque atao amin'ny tarehy
Ny voankazo sy légumes rehetra dia azo atao masque @ tarehy daholo, fa mila fantarinao tsara koa ny hodi-tavanao hoe, peau grasse, sa peau sčche, sa mixte...
Alohan'ny hanaovana masque dia mila sasana madio tsara @ savony ny tarehy, savony Nosy d efa mety, ka raha tsapanao fa maina raha sasana @ savony tsotra, dia ampiana menaka kely (huile végétale: coco, olive, ...) ilay ranon-tsavony efa mandrovy eo @ tanŕna iny no asina gouttes na menaka kely. Aveo manao gommage (siramamy na sira+tantely, na ze gommage efa fataonao), izay vao manao masque. Araka ny voalazako etsy ambony d mety daholo ny voankazo s légumes rehetra, ohatra: ranona carotte, ranona cocombre, ranona voatabia, ranona ovy, akondro potserina, ... azo ampiana tantely, yaourt, argile verte ireo voankazo sy légumes ireo. Aorian'ny masque, rehefa voakobana tsara iny ny tarehy dia asio crčme fampiasanao, na raha @ alina dia ataovy menaka satria somary manamaimaina ny masque, dia entina matory.
Marihako fa na dia naturel aza ireo dia tsy voatery ho zakan'ny tarehinao daholo ireo, fa ny mety dia manandrana, ka raha vao mangidihidy, dia tsy zakanao ny dikan'izay, dia tonga dia kobany avy hatrany.
Par : Meg
inona kay no atao raha te ho
inona kay no atao raha te ho fotsy ? tsy ny tarehy fotsiny fa ny vatana rehetra mihitsy @fomba naturel a!
Par : Karaoty
Mety andiovana tarehy ve izy
Mety andiovana tarehy ve izy io
Par : 2160
Inona kay ny atao raha te ho
Inona kay ny atao raha te ho lava be?

Ajouter un commentaire

6 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.