image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Travaille jour et nuit ny equipe Telma dia 3 jours ve no anamboarana ilay cable eo ambony sambo ? ka na multipaire firy aza ve no amboarina dia ho 3 jours anmbaoatra an iny foana ? ity nefa FO ! raha tsy oe izaho angaha no manamboatra azy !!


Fampandriana adrisa daholo zany hanafenana ny incompétence


tokony atsabola no omena an reo na ra tapaka mihits le iz d ts mandoha am le volana farany teo


Zao zao dia mody omena ity connexion tsy mahasokatra inin ity ny olona mba hialana @ ilay oe tokony atsasa-bola no aloha! Ela ihany izay tsy nananana fifandraisana tŕ internet izay nefa miankina @ io daolo ny asan'olona ka inona ny dédommagement tokony omenzareo?


Mba diniho anie ny faty antoky ny orinasa @'ny fatapahan'ny Jiro tsisy farany ity e! , ny kila tsy hafapo , ny commandelavina fa tsy ho vita ara-potona , ny mpiasa tsy miasa rehefa tapaka ny jiro , nefa omena karama . Ity mba 3 jrs fotsiny .


ny gasy ve ry reto dia hiasa Jours et Nuit zany? raha tena pressé ny telma vitany 1 jour et demi io. Ry zalahy techniciens ity mbola matory maraina sy manao sieste. Ary ry zalahy miditra amin'ny 9 dia mirava @ 3


tehcnisianina ny telma tsy hivaky loha @ zany fibre optique tapaka zany,izy ary zao mbola misotro bex sy poulet atono,tsy misy miary-tory zany eo ,karama tsy miova koa iza no hiari-tory eo le.


SAO DIA HEVERINAREO OHATRANY VAVANAREO MIPETRAPETRANA ARY IZY IO LE, SAMY MAHAY NY ASANY IO FA RAHA NAREO TEO METY 3ANS AN!!!!!!!!!!!!!


Logique raha orange satria izy no operateur mi-fournir ny resaeu FO aty M/kara izany , ny izy no nahazo ny acreditaion @'ny fanaovana ny fanamboarana . Ny operateur eto M/kara izany dia manofa @'i Orange daholo fa tsy tompony akory .


efa niakatra 60000 ar zao ny fiakaran'i facture fibre telma