image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 11916

Izy ireny zany tena sarotra tadiavina ary presque tsy misy mivarotra vaovao. Ny ahy maty ohatran'io fa tena olona mpaka entana tany Chine no nafarana. Olona fantatr'ilay mpanampoatra télé ihany io. Fa manahirana e.

sao dia mi-interssé anao vidiko izy maty io akako piece, io pseudo ko io ihano no jereo @ FB

Ireny CM ecran plat ireny na mahita azy lafolafo ihany. Ny ahy koa izao ato ny port HDMI no tsy mandeha ary rehefa nozahana dia ilay CM mihitsy no mila miova. Efa ho 1M d'ar ny vidiny eto antoerana io ka asa manafatra any chine tokoa angamba no mba ho moramora

Sarotra aloha ilay mitady carte mere eee, fa rahraha ny ahy indray ny dalle no maty fa vaky kkkk, oay ee, nga i WinTV efa ato indray ela zany, inona ny vaovao???

Salama daholoManana TV Led LG 42 3D aho ato (vaovao) fa vaky tanteraka ny écran sao misy interessé. Miresaka carte mčre mantsy nareo ato.