image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 3

Mba saika hanontany ny consommation jirama anreo avy aho (kwh + vola aloa mifanaraka amzan). Ny antony dia mapanotany tena ahy ny kwh laninay ao atrano isam-bola nefa tsy dia mampiasa fitaovana mandany herin'aratra be. Arakarak'zay avoaka'ny forum eto no hanaovako fitarainana na tsia.

Dia misaotra anreo sahady mamaly e


Tsara jerena sao misy branchement sy metimety any ho any.


mila verifiena mits n branchement electrique so misy manary courant de n facture anao n miakatra


Mangalatra n jirama f mila mitandrina