Salama daholo,

Aiza ho aiza ry reto zany électricien auto mahay eo andavamamba izany, dia ankoatr'izay aiza koa no misy mahavoa tsara?

Misaotra betsaka.