Miarahaba ny groupe,
Asa na efa nisy nametraka teto ny resaka mikasika ny torolalana rehetra tsara fantatra raha toa ka te-hividy trano eto Gasikara.
Misaotra an'izay namaky hafatra, fa indrindra izay mety afaka mamaly ny fanontaniana.
Emaso.