image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

mba saika hanontany aho ry reto hoe raha ho any Tamatave @ mercedes 6cylindres io ka hoe 10L/100 dia ohatrinona ny essence raha ho any tamatave


Malala kosa e!Manao rčgle de 3 ndry rehefa fantatrao ny distance Tamatave sy prix ŕ la pompe. Ny consommation efa hainao rahateo.Bon voyage e,


Raha 10 au 100 izany any ho any amin'ny 35Litre any izany hoe 150 Mille Ar na 160 eo any izany an.Fa iza aloha no niteny hoe 10 au 100 ilay fiara? sa efa nanao cal******* mihintsy?Raha vao avy novidianao ilay izy tsy azo hinoana raha izay lazain'ny mpivarotra. Fa ambonimbonin'ny iny foana matetika ny tena consommation any.Fa raha za enao ataovy plein aloha miainga Ambohimanga kely dia rehefa tonga any avereno plein dia hitanao tsara ny consommation. Rehefa miverina tadidio fa ambonimbony kokoa ny consommation nohon'ny mankany satria be fiankarana. Tadidio ko fa tena be lavaka be ny lalana amin'izao dia mampandany satria matetika mi-freine dia mi-accelere indray avy eo.


D manam-potoana hanokafana sujet eto moa ry malalanyaina koa tsy mba ny distance tana-tamatave no jereny @ internet koa. Mila ovaina ho'ah zany mentalité-ANTSIKA gasy izany, mba miezaha re mikarokaroka fa tsy miandry tolorana foana ah.Tena fanakianana ny ahy io, saingy "critique constructive", ka raiso am-po sy an-tsaina. Mirary soa eh.


i tsy menatra no tena tsy menatra. Tsy hoe rehefa 340km ny makany Tamatave de 35L ny essence. tsy apenarinao za raha izay. fa tsy maintsy misy ny obstacle madinidinika eny andalana mampiakatra le consommation de zay no anotaniko ny olona izay tena efa napiasa fiara 10L/100 hoe otrin eo ny lany.


Ny obstacle eny andalana izany variable be. Mety ho vaky reservoire ianao eny an-dalana de tsy haiko intsony ny mi-cal******* carburant lany. Mety in-2 vaky pneu (na pneu noana) de mety hiova ny consommation sns ... fa ny fahendrena dia ataovy plein ny reservoir aloha miala aty de ny sosy atao misimisy raha matahotra obstacle izany . Fa amin'ny ankapobeany, rehefa 10/100 ny fiaranao de tsy miova firy amin'io ny consommation rehefa au point tsara ilay fiara.


AY ve grave be otran'izany ny conso anreny mercedes 6 cylindres ireny é?