image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Mba saika hanontany: marina ve fa refa misaraka ny mpivady dia zaraina koa ny karaman'ny vehivavy raha zara mira no nifarahana?


fangaha moa rehefa misaraka dia h@karama no zaraina??? tsy ny fananana iany ve no mahakasika io contrat io fa tsy ho eisam bolana dia hifampizara foana??raha ny fahazoako azy dia ny fananana rehetra ao antokantrano na nohariana vavy na nohariana lahy no atao zara mitovy rehefa otrizany fa tsy hoe ny karamaisam bolana koa dia ho voakasik izay rehefa misaraka an!


non, tsy misy karama mizara izany fa retirety no mizara raha tsy miasa ny ankilany, raha ny vady no misintaka dia tsy mandray vola koa, pension alimentaire no hangatahana raha tsy miasa ny vady ao antrano


Tsy mitovy mihitsy ilay sujet sy ilay vontoatin'ny fanontaniana :) Ny sujet resaka fananana manokana noharian'ny vehivavy dia ilay fanontaniana hoe "karama".


ataovy recherche am google ange: zon'ny vehivavy sy ny lalana mifehy ny fanambadina, de jerevo amin'ny site n'y usaid (http: / / pdf.usaid.gov/pdf_docs/pnaea205.pdf). De otrizao le article momba ny fizarampanana rehefa misy fisarahana:d) momba ny fananana: ... dia zaraina araka ny fifanekena nifanaovan'ny mpivady.1-zara-mira: zaraina mitovy ny fananana iombonana niara-nihary sy ny fananana voatokana. - fanana iombonana: ... (iny efa mazava am rehetra) - fanana voatokan'ny vehivavy nampidi-bola ao antokantrano nohon'ny asany: karama sy ny vokany (ITY ILAY MAMPAMETRAPANONTANINA AHY)


tsy misy fananana mitokana fa izay rehetra azonao tamin'ny karamanao ka nampidirinao tao antranonareo mivady, dia zara mira rehefa misaraka, na trano na auto na entana en valeur na firavaka, n'inon'inona nampidirinao tao antrano nandritran'ny fanambadianareo, ny karamanao tsy mizara fa pension alimentaire no mety hoe alohanao raha mangataka izyraha tsy te hizara dia soratana amin'olonkafa ny fananana dia tsy mahazo zara ilay vady rehefa misaraka satria mitovy hoe tsy anao izany ilay zavatra novidinao