Salama dholo,hono woa ry zareo, ireny olona lehilahy na vevavy hitadiavana vady ireny ve woa tsy olona misy blčme e, ohatra sanatria kilemaina, na hoe misy olana fahasalamana ,sa tsy aiko!mahagaga manko fa misy olona fatako akaiky, dia hoe hitadiavana vady hono ilay vevavy nefa mba manja ihany!inona zany no tena antony?