image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bjr, mieritreritr ny iala ao an-tonkantranoko aho fa tsy zakako intsony ny zvtr iainako! tebiteby, violence physique, morale nef izaho bevoka. Aleoko mody any @rad-ko. T@izy nikasi-tanana anah voalohany d efa nody za, d lazainy fa manao abandon de foyer oun ra ts miverina dans 7j. Za mo t@zay ts nitory tsin2 fa ze ataony teo, d nody ian mo za apre 2 semaines rf naka anah tao an-trano izy ary niresaka t@rad-ko. @zao fotoan izao nef d tady iverina idray lay toetrany, t@za mbol ts bevoka teo aloh teo d mbol namono izy ar tena naratra mits za t@zay, fa za bevoka zao d ts mikasi-tanŕna izy fa ny entana ao an-trano no ataony mahita! ny tena mo ts afaka ny hanohitra fa mipararetra fotsin d miandry ny fiatony eo fotsin! manomboka ts zakako lay izy satri tsapako vizana b foan ny partie gauche-ko rf manao izany izy ar mangovitr b za, ataohorako hisy impact any @le zaza leiz. Zay ny antony tiako ialana ao fa presque isandro no iainako izany rf mamomamo avy any @alehany any ramose! Ny ataorako anef d sao toriny aho fa oe manao abandon de foyer. Inona ny tokon ataoko kay fa tena very ny saiko, ny demarche tokon atao fa za aloh d iala d ra resaka zan efa bdb ny natao fa efa iova intsony izy. Marihiko fa efa manana zanaka 5 taona izahay fa mipetraka any @rad-ko le zaza any izy no mianatra, d @zay ko za fa akaiky ny zanako. Misaotr mialoha.


Raha tena matahotra ianao dia manaova taratasy eo anivon'ny Fokontŕny misy anareo, milaza izany resahanao rehetra izany, fa zonao foana ny misintaka, indrindra amin'ny anton-javatra sahala amin'izao.


Raha ny fahazoako azy dia ten,a efa vonona ny hisaraka ianaomanan-jo hisitaka ianao, na manao fampodiana aza izy, izay tokony ataony ao anatin'ny 2 volana, manan-jo tsy hiverina intsony ianaoManaova plainte pour violences conjugales eny @police, tsy voatery mila certificat médical fa vavolombelona de mety, teneno ny mpanao enqučte mba ho garde ŕ vue kely mintsy izy loumametraha fangatahana "contribution aux charges du ménageé eny anivon'ny fitsarŕna,dia ampidiro ny divorce, angataho any ampesanany ny fiche de paie ahafahana mamaritra ny pension alimentairemahereza!manatona avocat ra manahirana anao ilay izyny tsara ho fantatra dia raha vao tafiditra ao @ireo, tsy afaka mihemotra intsuny fa dia vaky ny adyny marina koa anefa dia izy tsy hiova izany intsuny na hivavaka mandraparivan'ny andro eo aza ianaoasehoy oe vehivavy tsy azo itsahina ianaoraha tsy miasa ianao dia vao teraka ny zaza dia mandehana mitady asa hainganacourage


Olona efa mikasi-tŕnana ve ry Kala dia mbola iaretana ihany kanefa ny tena bevohoka a !Tsy hanana droit hilaza mihitsy izy fa manao abandon de foyer ianao @ izany.Makŕ certificat médical, na vavolombelona dia torio kely ho hendry fa tssssAry ianareo ve tsy mba nahatsikaritra izany t@ mbola mpisipa e ???Izany ve no vadiana ???Mahagaga satria ny fiainana ao an-tokantrano hoy ny vazaha hoe vie CONJUGALE, izany hoe MIRAY ZIOGA.Jereo ny omby fa raha tsy mitovy, ny iray calme, ny iray mitrifana, dia tsy andeha araka ny tokony ho izy ny sarety, na ny angadin'omby.


Reraka> ny azoko atoro anao dia izao, manatona avocat mba hijerenao ny démarche rehetra tsy mandringotra anao. Izy moa izany izao tsy mikasi-tŕnana anao intsony fa ny entana ao an-trano hoy ianao no ataony mahita ( vilia ohatra).Asa aloha, fa amiko afaka enregistrer na mihitsy izy ilay igidragidra be iny atao preuve satria raha tsy mikasi-tanana izy, tsy misy certificat médical azonao alaina. Fa ilay bande sonore, raha ny filazan'ny mpahay lŕlana, toa efa afaka atao preuve. Na izany aza, manatona avocat. Ny conseil juridique eo @ 20.000 ka hatr@ 30.000 Ariary eo.Dia mahereza e


Raha mikasika anao ny vadinao ka te hiala ao amin'ny tokantranonao enao ary ampiditra divorce avy eo, dia ireto no procédures afaka ataonao:1- mangalaha certificat médical2- mangalaha vavolombelona3- manaova plainte pour violences conjugales, ampetraho any amin'ny police na gendarme akaiky anao, miaraka amin'ny certificat médical sy ny déclaration an'ny vavolombelona.4- apetraho ao amin'ny fokontany misy anao ny copie an'io plainte io, miampy taratasy milaza fa iala ao antokantranonao enao aloha mba ho fiarovanao ny ainao. Ary ampetrao mazava ao ny adiresy hipetrahanao.5- manantona avocat miaraka amin'ny porofo rehetra anananao. Ny avocat no mangataka eo anivon'ny tribonaly didy milaza fa misara-toerana aloha nareo mivady manomboka hatreo. Tsy mbola tapitra ny mariage, fa tsy miara mipetraka tsony fotsiny ianareo aloha. Io décision io no porofo avy eo fa tsy nanao abandon du domicile conjugal enao.6- ampidiro ny demande de divorcefanamarinana: raha toa enao tsy manambola afahanao maka avocat, manantona an'ireny trano aro-zo natokana ho an'ny zaza aman-behivavy ireny fa misy olona afaka manampy anao eny anivon'izy ireny. Mirary soa.


Amin'ny lalŕna malagasy dia manana ny "droit de misintaka" ny vehivavy ary manana "obligation de fampodiana " ny lehilahy.Na izany na tsy izany anefa dia tsy maintsy any @ RAD na ny iray tam-po no alehanao. Manaova taratasy manambara ny fisintahanao ny tokantranonao ka asianao ny adiresy mazava tsara ny toerana alehanao ka apetrao any @ fokontany misy anao ny dika iray ary miaraka aminao ny dika iray rehefa nohamarinin'ny fokontany raha toa ka misy mpisolo vava moa ianao dia omeo iray izy na koa ireny assistante sociale mandray an tanana ny vehivavy ireny.


Manantona eny Anosy eo amin'ny tribonaly , fa eo amin'ny comptoir , izany hoe , ilay varavarana en face ny lac Anosy , misy tohatra io , misy avocat be dia be eo , conseiller juridique no tadiavinao , fa tsy mandoa vola aloha ianao amin'izay . Mahereza .


Mamon'ny moly zany ę ry tsy afaka ntsony io satria fahazarana izy no mampijaly ny tenany raha tsy mikasitanan anao marary fo ianao ka tena misy fiantraikany any amin'ny zaza io mialaha ianao ve zaza tsy velondray amndreny no hiarika an'izany ę