image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 2

Bonjour,

Mba mikasa andefa ny zanako hianatra any ivelany (France) ,hanala bac amin'ity annee scolaire ity serie D ,zaza tena mahay ary tia mianatra laotra, ary efa misy fianakaviana vonona hi-heberge anazy. mba izarao experience ho an'izay efa nandefa ankizy nianatra any, surtout ny avantage/incoveniant/condtion/budget sns ...etc...

Merci


Vao nampiakatra ny frais d'inscription ry zareo Frantsay. Mila homanina anaty budget aloha izay.


Bjr;

Possible ve ny gasy nahavita fianarana any france de mety maita asa sahaza ny diplome sa voatery miverina aty dago

Ranto/ afaka mifampiresaka am mail ve tsika ity ny mail ko "erthy.andrianalyarobazygmail.com


Possible be zany.
Na gasy tsy manana diplome aza anie ka maromaro ihany no miasa any ee!
Maika fa hoe olona nianatra tany !!