image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Be loatra nY insécuruté ka mba misy afaka mamaly ve hoe misy sa tsisy lalŕna mifehy ny fametrahana caméra de surveillance (sécurité) amin'ny trano privé ? Dia inona ny référence ilay lalŕna raha misy ?Efa mora mantsy izy ireny ka mba hametraka izahay eo an-tokotany.


Tany samy manao izay saim-pantany eto.ny mpitondra eto mihitsy no mampianatra ny daholobe tsy hanara-dalŕnaFa tandremo fotsiny sao tsy mahatanty raha ny vadinao miaraka @ olon-kafa no azo vidéo ao