Salama daolo,inona no anti virus tena mba tsara sy matanjaka ho an ny ordinateur portable?Ary SMADAV 2017 ve mety ary mba tsara ve raha ampidirina ao?De misaotra antsika zay afaka mamaly.