image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

MOA VE FANTATRAO FA........- ny olona mpanankarena matetika dia kahihitra velona loza an-tany?- tohizo ary e!!!!


Moa vé fantatrao fa NY vola tsy nisasarana dia tsy dia misy dikany amin'ireo zatra mitango fotsiny


Moa ve fantatrao va fahafatesana no tambin ota


moa ve fantatrao fa ny fahafantaran-javatra manody raha tsy ampiasainao


Moa ve fantatrao fa ny harena azo avy @ fanodinkondinana volam-bahoaka dia miafara eny Antanimora?


hoy ilay katry nitondra fiara tamin'ndra bokonyMOA VE FANTATRAO FA........raha voadonako eo enao de za migadra, fa enao matyrefa afaka ny gadrako, de enao mbola maty ihany


MOA VE FANTATRAO FA ...Raha katry ka mandona olona dia maty ilay olona, dia migadra 3 mois avec sursis ilay mpandona ??Satria milay be ny SMM na @ taie Clô na @ zavatra hafa


Moa ve fantatrao fa ny olona rehefa mba manana pouvoir kely dia ohatran'ny miova h@ fomba fandehany, lasa miaingaainga izany!!!Dia lasa mirrrrrrouler "R"Ary lasa tsy mahita ny akama taloha intsony?


RADAIKA : lasa CH ny S koohatra hoe JESOSY lasa hoe JECHOCH


Moa v fantatrao fa... ny petasy dia manao copie coller ian no takatry ny sainy ar i... ramatoa dia kamo velona tsis ilanaz fa miandry tolorapotsn sy manao fb fotsn no ataony nefa miseo b morale lava @nao no ataon'i pasitera?? nooonnn tsis mafantara izany ra tsy eto @ toerako dia maita anzan fiainana manafintohina b izany!!!