image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ohatry ny tsy haiko mihitsy hoy aho ilay mimokomoko miasa , na miresaka na tsiky 1 kely aza fa jereko ny manodidina ahy toa manovoka miondrika sy miketrona daholo; Dia rehefa mba manontany azy ianao , dia ampiakariny ny voamasony , na ampidininy ny solomasony dia eo ianao , 5 mn izy vao mamaly anao . Ny ahy anefa sady mihaino mozika @ écouteur no miasa . Malahelo ilay mpiara-miasa amiko taloha izay aho fa izany an : ny asa vita , ny fihomehezana manaraka fotsiny rehefa misy zavatra tokony ihomehezana , maivana ny loha rehefa mivoaka ao . Rehefa casse croute izany moa dia vanivany manala azy . Ndeha aloha aho hihomehy eto aaaaahaaaahh!aaahhhhaaaah!!! aleo dia hihomehezana ny zavatra iainako ato am-piasana ato . Ny anareo manakory ?? <MDR


Mahafinaritra ny miara-miaina,miasa,mifanerasera @ olona ohatra anao izao.Amiko alou mety e,ary ny anay ko ato tena matetika mimehy izahay satria mba samy mitovitovy fomba fijery no tafaray bureau,na resaka inona io na resaka inona,ka vao miditra maraina d mimehy,mivoaka mody d mimehy,manginy fotsiny ny eny antsefatsefany eny.Aza kivy mampihomehy e,


LAUGHTantarao ary ilay mampihomehy e! izaho koa mantsy mba mankafy an'io.


saka>>> sambo ray ato ihany ngamba tsika zani, zay koa manko nody tam 10h teo tam enawo.nenay rireto mandreraka be ato, asa anao aona izy ty, ny vazaha ndray ary no mananihany anao fa ny gasy samy maka ho azy, mifampiandriandry tsy azoko mits, lasa 0 motivation mits za mande miasa satria tsisy ambiance mits, rah ny tena nefa mba manao mapme kely de misy manakiana be ndray oe tsy matotra e, nefa ny Birao amzan de open space be...mankaleo, tsisy mbo anakiray mb micréer ambiance fa ôtran oe rototra asa daolo izy mianakavy nefa in ko eo....courage za e:-cry<over


Tena mety ao ambadimbadikay ao iany nareo zany fa koboko!B firy lé Bus nandehananareo nody tamininy? Rehefa tsy ampy fimihezana nareo d mamaky @ lé teny ampandevenana ao ambany ao fa tonga d ripaka oazy eo hapitoerana eo enao!mazotoa ar é


Izay vao tena mitovy zo ny lahy sy ny vavy fa nahazo 8 mars tamin'ity taona ity n lehilahy.Dia mirary ny hitoizan'izany isan-taona ny lehilahy rehetra fa tsy oe tamin'ity taona 2017 ity iany .


Enawo ihany no nampitovy ny zo ny lahy sy ny vavy tamin iny ry saka ka. Sa nanao string ko ry saka tam 8 mars?? kkkkkk


Ny tena nampihomehy ahy tamin'io andro io dia ilay lohan'ilay mpiara-miasa amiko iray, ohatr'ireny furet ireny , miondrika de mitraka dia miherikerika , de ataony matsokotsoko ny molony , dia aviliviliny , asa izay zavatra nataony teo amin'ny biraony , mijery ordi fa ohatry ny miasa loha be lery tamin'io fotoana io , manipy solomaso , rangotiny ny tendany............... , Izaho mody fanina mijery ordi kanefa aho te hihomehy be mahita azy , dia tsy sahy manontany azy aho hoe inona no mahazo azy fa sao hafa no nandraisany azy !! Kanefa raha ilay mpiara-miasa taloha izay , efa nitsangana aho hoe fa misy inona e??? na izy tonga de miteny ny zavatra mahazo azy !! De misy koa ilay olona iray izay , iray Birao ihany, fa rehefa casse croűte izy dia tsy mivoaka fa eo @ biraony , fa feno potik'anina ny biraony , de antsoiny ny femme de ménage mitondra aspirateur , fa romotra ny rehetra , fa hoy aho hoe tsy ho tezitra amin'izany aho fa aleo izy antsoina hoe totozy banga, fa nalemy ny rehetra . Izy tsy kôpy mihintsy satria izy lasa nanasa tanana ...... sady maneno be ilay appareil , enao anatin'ny asa .... ntssss !!! Revy zany an !!Misy karazany maro ny iray Birao amiko ato , satria ny anay ilay Birao mikodana be fa dia aleo aloha miasa e. Fa ireo anankiroa ireo tena mahalatsaka ahy mihintsy sady konjo izany an !!De ery lavitra be ery ilay olona mba mitovy feeling !! dia sms fotsiny d'efa kôpy amin'ny zava-mitranga !!


LAUGH Ripaka aho ,Tena tapaka ny tsinaiko mamaky ny resakao ato, za nefa tsy afaka miomehy fa sinoa be no iray buro amiko ato , sinoa ty asa be izay koa, emandalo eto amiko izy dia mitsikilo oe inona no ataoko ato anaty ordi ato, kôpy ihany ngamba izy oe tsy asa ilay izy fa tsy sahy miteny amiko Tantarao fa tena mahafinaritra e!


ilay teny am-pandevenana anie tsy nitohy intsony e! fa na izany aza milay foana ny miverina mamaky azy.