image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika ,iza kay isika no efa nampiasa ilay biriky bricor7 e!Izahay manampanirina hividy an`io saingy mba te halala ireo izay efa nampiasaMisaotra mialoha


Tsara ny biriky fa rehefa mi-commande dia mankanesa mihitsy any Ambohimalaza dia mihaona @ tompon'andraikitra ary mitaky briques livrées "maina tsara". Raha efa manana plan ianao dia ry zareo no tonga sur le chantier dia manome ny isan'ny briques ilaina. Mampindrana olona hanoro ny maçons koa ry zareo.@ maha-briques autobloquantes azy dia vetivety kely ny fampiakarana rindrina raha mahay ny maçons, sady tena tsara endrika. Mandritra ny main-tany no hananganana ny trano ary hosorana produit hydrofuge ny rindrina rehefa vita. Somary lafo izy fa rangée de briques iray fotsiny dia mahazo mur 22.Tsy ny briques no lafo fa ny transport. Ianareo ihany no mitady ny transport fa manararaotra be ny camions an-dry zareo.


Mba manararaotra kely ilay sujet, ohatry ny mapisalasala ilay resaka hydrofuge, fa biriky tany compressé ve moa izany izy io ?


izaho aloha efa voan'io société io. Tsy ny briky auto bloquant na ny biriky pressée no ratsy fa io société io no manao zavatra tsy manjary. Tandremo tsara fa mahay miresaka tsara be ilay madama mivarotra ary amin'ireny salon ireny dia tena hosorany vernis tsara ny biriky dia roboka ianao.trn>>>> misy produit hosorana ny biriky mba hiaro azy amin'ny ranonorana. Ny biriky dia misy stabilisant : mety hoe ciment na chaux fa ciment no hitako hoe mafy kokoa. REhefa mafy tsara ny fanaovana azy (pression ny presse) dia mafy ny birikyMila mitandrina tsara fa betsaka ny manao hosokaMirary soa