image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba Sao mba misy mahalala hoe aiza misy ireny brique tsy mila lalorina ireny fa tonga dia madio ivelany sy anatinyRaha mba misy manana numeroa dia hisaorana mialoha Misaotra tompoko


Manahoan'O o ...ny hitako dia akingan'ilay maçon (na ireo maçon), amin'ny alalan'ny fikapany azy amin'ilay antsy lavalava kelin'iny.:-inlove


Haingo== eny Anosimanjaka no ahitana mpanao biriky madio ivelany, biriky hafa mihintsy ireny fa ny an'ny maçon angamba d oe fahaizana mandrafitra fotsina mba tena ampivoaka ilay endriny