image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama ô!mahaz trano ve ry reto 50 000 000 ariary? 1 salon+ 3 chambres+ cuisine+ WC +douche dia mba misy tokotany malalaka afaka asina fiara?


Raha trano efa miorina mety sarotsarotra kely raha tsy hoe lavitry ny renivohitra.Fa raha ataontsika hoe mahita tany mitentina 10 na 12 000 000 Ar ianao mety mahavita villa basse kely ianao a!


Nivo > firy m2 ny tany? Firy m2 ny trano, 1er sa 2e plan ilay toerana, tahaka inona ny qualite trano vita eo? Ville sa suburb? .... Betsaka ny parametres jerenaa vao afaka miteny hoe mora sa lafo.


Mahazo...na mbola asiana tranon gardien aza ....'


nivo>> mahazo aty izao misy fa en cours de finition ilay izy 7*8m misy rihana 4 chambres, 1 living,1 douche et wc efa vita lalotra ny ao anatiny eo ambony tany 300m˛ izy io