image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Alohan'ny anaovana diagnostique dia aleo alony manotany, mitambokona fona ilay fiara vô mafana ilay fiara, 206 essence, sô mba misy mahafantatra piste ny mety manjo azy?Misaotra besaka


<oué Soson-kevitra mitapôsaka be ity namako a, vérifié-ou sao dia câble ana 207 na 208 no ao <oué siora eh!


mitambokona rehefa mafana ? de ataovy mangatsiaka foana izany ko, zany ve de sarotra


Madio ve ny carbu?Ao tsara ve ny allumage?Bougie milamina?


Matetika module d'allumage no simba rehefa manao an'io mafana dia mitambokona io...Ny an'ny 206 ve efa module mitokana isaky ny bougie ?


Mandainga faty iKoa raha ts moto izy ity ry rabrigador


bobine manko e ... ifonana amin'i Njoun mahay be.Hay moa bobine no fiteny an'ireny fa tsy module a


Sehenooo : module no voa @ zany, tonga de soloy bobine-na honda getz type 2 mandefa jazz


nga tsy rabrigandangitra indray ?Sady ratsy nama ireny Polo ireny ka ... tena fiara tsy milay mihitsy.Fa sao mividy bobine ana Polo eo.


Aza adino fa mety gonflage-nŕ pneu ku no mahatonga an'io an!