image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 2

Dia ahoana ihany izany atao hoe consensus izany e?
Ny PM natolotry ny MAPAR, ka neken'ny PRM... consensus.
Ny fifanarahana amin'ny fanomezan-tseza hifanarahana.... consensus
Avy samy manolotra anaran'olona ny ankolafy rehetra, izany hoe ny atolotry ny PRM, tsy hidiran'ny MAPAR na TIM, ny olona natolony.... izany no atao hoe CONSENSUS.
Ny PM de COSENSUS tsy afaka manala ny membres de gouvernement izay notendrena ao... satria CONSENSUS... Ny accord politique ihany , no afaka manala ny membre du gouvernement de consensus.IZa no nanao "accord politique " tao? NY 73 ve anisan'ny nanao "accord politique" tao??

Raha tsia, tsy mifanaraka izany ny lohan'ny MAPAR-TIM-MMM sy ireo députés 73 izany ??? Mahagaga be...Ady savoritaka...

Ohatran'ireny vehivavy mpiady an-tsena ireny... ny ao amin'ny 13 Mai...Ny miteny hoe : " Tena koa, ataoko manem...... , tena!!", sisa no tsy tenenina ao... Izany ve no élites gasy?

Ilay Rajao aloha dia "tordus" e.... Manana alalana izy hanolotra izay olona tiany hatolony ao, fa dia nifidy an'ireo Minisitra "tena halan'ny 13 Mai" izy.... na olona hanan'ny oppositions kakay toy an'i VII....
Kanefa "accord politique "io... dia hereto ao aloha.


Tsy fantatra intsony ity na misy ny "accord politique" na tsia... ary ny mahagaga dia tsy misy "mihetsika mafy" ireo lohandohan'ny mpisorona politika hoe: "Sur quelle base no mipetraka "io governemanta io?

Raha ny accord politique indray, dia eritrereto hoe eo ambonin'ny terrain de football iray, ny ekipa roa sy ny arbitre.... Raha en temps normal, dia ny "règles d'arbitrages normales" no hitondrana ny lalao (io no lalam-panorenana), fa raha toa ka raikitra ny ady eo ambonin'ny terrain ka mifamaky vava ny ekipa roa, dia tsy mahalamina raharaha intsony ny cartons rouges sy jaunes, dia miditra an-tsehatra ny police sy ny gendarme, mampiasa lalàna hafa, handaminana ny raharaha, (ohatran'izay ny accord politique, efa tsy jeu "normal" intsony, fa efa dingana hafa).

Ny accord politique dia tokony ho zavatra "exceptionnel", tokony ho indray mandeha isakin'ny 100 ans na plus, no ampiasaina, fa isika Malagasy moa dia tia mivaoka amin'ny "lalam-panorenana" matetika dia , io izy io....


@Pillar : Dondrombelona ahoana koa izay mankeny e. Eny no tiany.