image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 125

mba vakio ihany ny lalam-panorenana fa :

  • tsy mahazo milatsaka ho fidiana ny olona efa lany in-2 !!!

>> sa tsy ampy azy raha tsy telo toy ilay chiffre 3 ???????????????


Andininy 45-Ny Filohan?ny Repoblika no Filoham-panjakana. Fidina hiasa mandritra ny dimy taona azo havaozina indray mandeha monja, amin?ny alàlan'ny fifidianana andraisan?ny rehetra anjara mivantana izy. >> mazava ve io sa tsy mazava ??????????????????


raha manam-pahendrena ra8 dia tsy tokony hanandrana hirotsaka akory ho fanajana ny LP !!!- ireo nirotsaka tam fotoan-dasa nefa tsy lany dia mbola afaka fona na in-10 aza !!!>> manana olomanga maro afaka mitantana ny firenena i Madagasikara, tompoko !!!!


hic! - fanajàna ny lalàm-panorenena aaaaaAAAAAHHH !!!>> rhf tsy manaja ny lalàna ny olona iray dia tsy maintsy saziana !!!!!!Mpiserana - ie, ngah mo tsy efa fantatra fa ny tombon-tsoany sy ny fianakaviana no nimatimatesany teo fona !!!>> soa fa misy ny lalàna mandrara ny olona tsy tan-dalàna eh !!!!!!!


Mpiserana - hahitany na tan-dalàna eto Madagasikara na tsia ?????>> dia aza manao masobe tsy mahita fa mba valio ny mgsn'i Atoa ""Aoaka re!""


ny impots tsy voloa no aloha zay vo ny fananana voaroba !!!!- arakaraky ny impots aloa anefa no hanombanana ny fananana lazaina fa voaroba an !!!>> miandry izahay ato am fisc e !!!!!!!


Mpiserana - ny fanirina dia ny tsy hiverenan'ireo intsony satria efa tanana zatra nitsotra !!!>> tsy ny fanomezana courage ny filoha Hery hanao ny soa rht azo atao ve no mahamaika izao ?


Mpiserana - raha 1 no soa nataon'ny fitondrana teo aloha dia ny 9 ambiny ratsy (halatra, ...) avokoa !!!>> porofo tsara no nataon'i Hery : misy jiodasy misakana ny fandrosoana ato am fitondrana, hoy izy !


Jesosy kristy, tompoko, dia tsy nahalala tam voalohany fa hisy hamadika azy ny mpianany 12 !!!!- taty aoriana dia fantany fa hamadika azy i jodasy ary navelany nanao ny ataony !!!>> tsy maintsy hiafarana am ratsy ireo mpamadika ny filoha Hery !!!!PS : Jodasy dia namono tena noho ny nahita fa nitsangana tam maty ampandresana Jesosy !!!


Angamba mbola tsy teraka akory ireo izay manohana ny loranjy amin'izao fotoana izao ka tsy nahalala ny bodongerona efa nisy hatramin'ny taona 2009.
Raha mba misy manana tahiry mikasika ny adihevitra tamin'izany fotoana izany dia aoka hamoaka. Adihevitra be anie tamin'izany ary ity forum ity no mba sehatra nanaparana hevitra tamin'izany e