image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 8

7 taona aty aoriana ...

 

Lalao Ravalomanana a été accompagnée par des techniciens allemands à Manarintsoa Atsinanana pour constater les effets des récentes pluies du weekend dernier. Des travaux de curage des canaux d?évacuation sont alors au programme


Par: programme Date: 25 novembre 2015 - 12:54lol fisehosehoana no be ! Travaux de curage des canaux itondràna techniciens allemands? hahahaMila mpandroaka fako allemands koa ny gasy ô! hihihiEnfin tout est au "programme"!!! A quand l'action???>>>> A priori tena mila rainiboto an, satria 7 taona teto "teknisiana" gasy foana ny tao amin'ny mairie sy aménagement du territoire fa tsy nisy curage vita, 7 taona tsy nahavidy fanariampako na iray aza fa ny an-ndry zareo rainiboto novidiana efa ho 15 taona no mbola ampiasaina ...Resaka fandraofana ny fako, ny eny am cenam izao no hitako fa voaraoka tsara depuis 3 semaines izay, taloha nivangongo tanatin'ireny tapa-barika manga kely hvm ireny dia mivarina any anaty tatatra, ny tatatra voadio, dia mba voatatitra ilay loto avy ao fa tsy avela manamaimbo tanàna eo amoron'ny lakan-drano eofotsiny toy ny talohaEn tout cas la première étape de l'action qui était de descendre sur le terrain a pris un peu moins de 7 ans , ... , alors qu'il a fallu attendre la grosse crue de janvier pour que les autorités gvtales daignent se pencher sur le sujet, après plus rien, les rembayages illicites ont continué, les canaux n'ont pas été curés ....


kalangitako >>> tena vao may aza tiako raha izany, karamaina ohatra ny mitantana orinasa! tonga de discipline, fahadiovana, filaminana, tsisy antra! fa izay moa ilay tsy tantinareo ko, aleo ihany milona ato anaty loto sy korontana ary fahantrana toy izay mahita ny tavan-dra8...Fa tena gaga be >>> omaly ry zareo no nidina nijery ny zava-misy, androany maraina dia efa niasa ny camion mpanao curage teny amin'ny cenam ... ka tsy haiko aloha hoe izany no tena rapida amin'izany e, i Lalao sa ny rainiboto :-)


Ny ahy rehefa miasa dia ampy ahy izay e, hiandry anjely avy any an-danitra ve? Ny teo aza sady tsy miasa no manao ny ratsy fanaony ihany


TALOHA mivangongo miparitaka hatreny amin'ny arabe ny fako, IZAO mba voaraoka isan'andro, TALOHA tsy nisy nanadio ny tatatra, IZAO manomboka ny curage dia ilay izao hono no pire e! Marina ny an'i Manantsoa, tena tsy mahazaka madio intsony! Na ny tany aman-danitra mihitsy angamba no mivadika ny an-ndry zareo vao resaka ra8 mianakavy a! tandrmo ihany ny tosi-drà fa mbola 4 taona ange izy no eo e!tsytaitra>>> Io dia adalan'izay tsy nifidy e, mety mbola variana be tatasika teto amin'ny forum angamba, ataovy anatra ny ho amin'ny ho avy, ...


Fa tsy adihevitra ve no atao eto e, miteny ny hevitrao ianao dia mamaly a, milaza ny hevitro, ..., sa ilay mamaly izay no ataonao hoe mamono afo? Tena tsy zakanao ilay demokrasia an!Ny fakonay aloha efa voaraoka e, tsy nila nandraoka akory izahay fa ny CUA no nandraoka azy ... Ny curage koa efa manomboka, raha tsy hitanao kosa aloha ny camion mpanao curage ngeza be ireny dia mila mihevi-tena ianao e, sa efa ela tsy nahitana camion mpanao curage ianao dia fantatraon intsony hoe ohatra ny ahoana pôzin'izy izany?


Hatramin'ny pseudo avy ve de angalarina, tena tsy misy inspiration mhitsy sa faly hanasoketa fotsiny?iKa ilay organigramme ange efa vita fa nolavin'ny Prefet e! Ny mety angamba ovaina allemand ny prefet? ;-)


sora-baventy? be dia be .... humm miakatra ny mari-pàna an! toa taitra ihany i tsytaitra .... :-)Ny fako amin'ny lalana alehako isan'andro manoloana ny cenam, eny ambodin'Isotry, ampefiloha, tsy mivangongo intsony izay no hitako, ny curage natao teny ampefiloha sy manarintsoa koa hitako... tsy izaho no naka fako sy nanao curage fa ny commune ka tsy hitako izay hizestiavana amin'izany, fa izay fotsiny no zava-misy hitako ka teneniko eto, ... sa tsy tokony hiteny ilay zava-misy aho? sa ilay zava-misy mihitsy no tsy zakanao?