image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika!hanontany oe otrinona eo no mahavita mametraka chauffe eau + matériel rehetra? ra amle kely2 sy tsotsotra io a!ny jiro sy ny rano zan no misy fa ny ambony vo vidina.mankasitraka


Arakaraka ny type no vidiny le électrique instantané ve sa le solaire miampy resistance ?Ny mora aloa dé le instantané misy cuve zinc iny fa durée de vie limitée 5 ans max de ny courant koa mandany be.Le solaire lafo ampanombohana 1millions700 Ar ny 150 litres eny tsaralalana hivily indra, ny installation offerte fa mandany accessoires total 300 milles ariary eo.Eny Andranomena oshwall misy 100 litres manomboka 900 mille ariary fa ny installation mila aloa vola miampy ny accessoires rehetra mila vidina totaliny mandany eo @ 1millions 500 ŕ 1million 700 ariary eo.Fa Izy indray mety hateza sady tsy dia mandany jiro raha tsy efa maloka be @ ririnina ireny.


rano> mividy azy de manampy tuyauterie PPR na galva mahazaka ranomafana.Mianmpy robinet mitigeur ary manisy prise electrique raha mbola tsy misy akaiky le chauffe au.Rehaefa mividy dia le 1500 w vidina dia mba kelikely ny vola mivoaka.Ny bleme an'izy ireny tsy de mateza fa le marque tsara ariston ohatra vidina farafaharatsiny.Ny ray amandreniko tato antin'ny 20 taona efa in telo nanolo ngamba farany nividy le soléra zareo.


Mankasitraka am valiteny.ra io zan d eo am 1.500.000 fmg eo mety maazo ilay kipitsopitsony.