image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daholo ô ,Mba hanontany hoe , maninona angaha ny vehivavy no tia vola ?


fa maninona koa ny lehilahy no adala-btakolo-patsa vidi-pihinana io ka tsy misy hanome fotsiny eo


Iza moa no miteny aminao fa tsy tia vola ny lehilahy???? Iza no olombelona tsy tia vola??? <gratte


Nvola kosa ny ozatr nfiainan e. Vola io ko, tss tsvitanvola ne e


ary maninona ny lehilahy no tia fouri????


Tsy misy hiadiana hevitra izany rankizy a , hoe tia vola loatra ny vhv ,fa kosa no izy ireo mila mikarakara vatany noho isika lhl dia rariny loatra raha toa ka mila vola amboniny ry zareo ,tsy hiditra ny détail lalina isika ,fa mazava izany .Tsy misy kahidy toa ahy ,fa raha vao ny vadiko no mila vola dia tsy misy resaka fa dia (tiens ma cherie ) .


Ka ny vehivavy tsy maintsy mandro amin'ny savony manitra na liquide io na carréTsy maintsy mihosotra crčme avy eo Tsy maintsy manao poudre kely fa sao mangirana ny tarehy Lokomena misy karazany 3: pommade, couleur, fixation Crayon mifanaraka amin'ny lokon'ny voa-maso Volo tsy maintsy aolana na tsorina : fixateur etsy andaniny , raha tiana omena peps dia tsy maintsy asiana mčche kely aloha Ratsan-tanana tsy maintsy asiana vernis, tongotra koa manaraka ihany , raha sanatria maina ahosotra ny crčme tsy maintsy atao Raha be kibo moa , dia ny gaine izany tsy maintsy apetraka , raha manify moa izany dia tsy maintsy hoe push -up izany no tadiavina Ireo rehetra ireo ,mbola misy hafa fa tsy voatanisa , ny vatana tsy miakanjo fotsiny io. Fa raha hiditra amin'ny akanjo moa izany dia placard iray manontolo manaraka ny rindrin'ny lalan-tsara dia azy daholo , ny anaty armoire sy commode moa izany dia ny lingerie ... ouffff ! koa aiza izy no tsy hanatombo ny vola ilainy . Mihevera tena ry bandy akama fa tsy maintsy misy vola ny kitapo , pôsy , portefeuille ...... courage !! solution , avelao ny vehivavy hiasa , fa tsy arakareo ireo rehetra ireo RAHA IANAREO BANDY IRERY NO MIASA !!