image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 289

Maro amitsika ato no manotany izay ho mpikambana amin'ny gouvernement vaovao! Amiko nefa tsy izany no tokony ho fantatra fa ilay capacité anreo zay ho membre anatontosa ny asa ampiandraiketana azy no zava-dehibe! ny critère de selection no tokony tena jerena ngamba


Amiko lou ny ministeran'ny rano sy ny energie dia fototra ampandrosoana ny firenena e! izany ho tokony mitodika amin'ny energie renouvelable mihitsy madagasikara amin'izay mihena avokoa ny vidin'entana rehetra!


Eo iany kou mou ny ministeran'ny travaux publics et des transports, izay tokony hanao izay fara heriny hanatsarana ny kalitaon'ny lalana eto an-tanindrazana mba hampitombona ny fahefa mividin'ny mponina ary hampienana ny vidin'ny ppn sy ny materialy ilain'ny vahoaka


Ts azo adino anefa fa ilaina ny decentralisation effective ny mponina andrenivohitra izay efa diso be loatra ka mampikatso ny fandrosoana tkn hisy eto andrenivohitra


Mon nom c'est Alvine.
Comme les présentations sont souvent nulles, je vais me contenter de vous saluer.
Depuis la démission du gouvernement Ntsay, l'anticipation pour la nomination du nouveau Premier ministre à Mahazoarivo grandit. Cette attente prolongée alimente diverses spéculations et analyses politiques.
Spéculations sur le retour de Ntsay
Certaines opinions suggèrent que Christian Ntsay pourrait reprendre son poste de Premier ministre. Cependant, l'hésitation du président Rajoelina à confirmer cette nomination suscite des interrogations sur l'avenir politique du pays..
Source:https://www.lechodusud.com/post/impasse-politique-le-casse-t%C3%AAte-de-la-formation-du-nouveau-gouvernement-malagasy
Quel est votre point de vue sur cet article ?